Ny vaovao rehetra — Malagasy

Aller au contenu. | Aller à la navigation

Outils personnels

Ny vaovao rehetra

Voairaka hanompo ny fiombonana...

2016/02/18

Amin'izay rehetra misy antsika dia ho ''famantarana ny fampifandraisana napetrak'i Kristy eo amin'ny olona... anatin'ny vahoaka sy ny Fiangonana... na salama na marary''... (Fitsipi-piainana 10)

Voairaka hanompo ny fiombonana... - Lire la suite…

CAMEROUN : 14 Nôvambra 2015 Dingana vaovao iray eo amin'ny fiainan'ny Reziô...

2015/12/17

Tao Nkongsamba no nihaona ny masera rehetran'ny Reziô Cameroun ny 14 Nôvambra. Eo am-panombohana ny fe-potoam-piasany ny Fitondrana Jeneraly,tonga taty Cameroun Masera Emérentienne, Lehibe Jeneraly, sy Masera Claudie, Mpanolon-tsaina mba hihaona amindry masera any amin'ny toerana anatanterahany ny asam-panirahana sy nametraka amin'ny andraikiny ny Lehibe Reziônaly vaovao, Masera Mamy Viviane, sy ny mpanolon-tsaina azy.

CAMEROUN : 14 Nôvambra 2015 Dingana vaovao iray eo amin'ny fiainan'ny Reziô... - Lire la suite…

SOEURS DU CHRIST : IRAHINA ANY MADAGASIKARA ny asan'ny famindram-po ara-batana sy ara-panahy...

2015/12/11

"Sokafy ny masontsika hijery ny fahorian'izao tontolo izao, ny ratra... ary mahatsapa ho voaantso ve isika handre ny tarainan'izy ireo mitady fanampiana... "

SOEURS DU CHRIST : IRAHINA ANY MADAGASIKARA ny asan'ny famindram-po ara-batana sy ara-panahy... - Lire la suite…

Fihaonambe Faratampony andiany faha-8 n'ny Soeurs du Christ ny 22 jona hatramin'ny 17 jolay 2015 -

2015/06/28

33 ny mpandray anjara avy any : Cameroun, Chili, Madagasikara, Angleterre, Belgique, Italie, Frantsa ; tonga hifanakalo hevitra mikasika ny zava-misy any amin'ny tany niaviany sy ny asam-panirahan'ny Fikambanana. Manoritsoritra ny sori-dàlan-kiasana ho an'ny enin-taona manaraka. Voafidy ny Lehibe Jeneraly sy ny Mpanolon-tsaina azy ho an'ny fitondrana ho avy.

Fihaonambe Faratampony andiany faha-8 n'ny Soeurs du Christ ny 22 jona hatramin'ny 17 jolay 2015 - - Lire la suite…

60 taona nahatongavana taty Madagasikara !

2015/06/08

Niala an'i Frantsa ny taona 1961 hanatontosa ny asam-pitoriana any Madagasikara i masera Françoise Marie Rey Nampianatra nadritra ny 11 taona izy avy eo niandraikitra ny masera tanora malagasy nandritra ny 17 taona. Hatramin'ny taona 1989 dia mikarakara ireo ankizy ao amin'ny trano fitaizana zaza kamboty Faratsiho izy. Nahatratra ny faha-80 taonany izy, nankalaza izany tsingerin-taona izany ireo ankizy kamboty.

60 taona nahatongavana taty Madagasikara ! - Lire la suite…

CHILI : HO AMIN'NY ASAM-PANIRAHANA VAOVAO

2015/03/31

Kôminôten'ny Puente Alto. Ry Masera : María Elena Vega, Emma Razafindravelo ary Mirella Riquelme no ao amin'io Kôminôte io. Nipetraka tao Puente Alto ny 1 Jolay 2011 hatramin'ny 4 Marsa 2015 izahay.

CHILI : HO AMIN'NY ASAM-PANIRAHANA VAOVAO - Lire la suite…

« Tsy Ianareo no nifidy ahy fa Izaho no nifidy anareo ... » Tamin'ny alalan'io andihan-dahatsoratra Masina io no nanovozan'i masera Florence ny Hery amin'ny fanolorany ny fianinany manontolo ho an'Andriamnaitra ny 10 may 2014, tamin'ny alalan'ny voady mand

2014/06/14

Ny fankalazana dia nanomboka tamin'ny 10 ora tamin'ny alalan'ny Sorona Masina, notarihin'ny Monsenera Emmanuel Bshu, evekan'i Buea. Mandray mandrakizay ny mpikambana iray dia tena harem-pahasoavana lehibe ho an'ny Camerour manokana sy ho an'ny Fikambanan'ny Soeurs du Christ manontolo. Manohy mivavaka ho an'i masera Florence isika ary misaotra an'Andrimanitra amy ny fo manontolo ho an'ny fianakaviany izay nanohana azy tamin'ny famaliana amy fomba manokana ny antson'Andriamanitra.

« Tsy Ianareo no nifidy ahy fa Izaho no nifidy anareo ... » Tamin'ny alalan'io andihan-dahatsoratra Masina io no nanovozan'i masera Florence ny Hery amin'ny fanolorany ny fianinany manontolo ho an'Andriamnaitra ny 10 may 2014, tamin'ny alalan'ny voady mand - Lire la suite…

Faly nandray mpikambana vaovao ao amin'ny fikambanany ny Soeurs du Christ any amy faritra Cemeroun.

2013/11/07

Ny marainan'ny 3 aogositre 2013 lasa teo tokoa mantsy i masera SHAVNYUY Yvette no nananao, an-kalahana sy an-kafaliana, ny voadin'ny Fahantrana, Fahadiovana ary Fanekena, mariky ny fanokanatenany hanara-dia akaiky kokoa an'i Kristy ato amin'ny Fikambanan'ny Soeurs du Christ.

Faly nandray mpikambana vaovao ao amin'ny fikambanany ny Soeurs du Christ any amy faritra Cemeroun. - Lire la suite…

VAOMIERAN'NY FAMPIANARANA SY FANABEAZANA ETO MADAGASCAR

2013/11/05

TENY FANEVA ENTINA MANDRITRY NY TAOM-PIANARANA 2013-2014 “Mitory ny vaovao mahafaly amin'ny fampianarana sy ny fanabeazana, ny ankizy sy ny kolontsainy. Entanim-pinoana mampirindra , manatsara ny fifandraisana ao amin'ny fanabeazana, hampijoro ny maha-olona manontolo ho tompon'andraikitra”

VAOMIERAN'NY FAMPIANARANA SY FANABEAZANA ETO MADAGASCAR - Lire la suite…

Akon'ny Jobily Volamenan'ny Kolejy Masimbavy Chantal-Soanierana

2013/06/03

Ahoana indray ny fahatsapan'i Mendrika ny fizotry ny Fety ? Mitovy amin'izay efa voalaza teo aloha ihany fa saingy ny tiany nasongadina indrindra dia izao : “Nampiombona ny olon-drehetra tao anatin'ny hafaliana sy ny tsikitsiky ny Fety. Nanampy anay hiaina sy hanamafy ilay lohahevitra hoe : “FIANAKAVIANA MIHAVAO HATRANY”.

Akon'ny Jobily Volamenan'ny Kolejy Masimbavy Chantal-Soanierana - Lire la suite…

Tamin'ny 2012, nankalaza ny faha-25 taonany ny kôminôte-n'i Longavi.

2013/01/27

Ny 22 desambra 2012, nankalaza fety ny paroasin'i Masindahy Laurent-n'i Longavi : solontenan'ny fiangonana maro avy any ambanivohitra, mponin'I Longavi, solontenan'ny relijiozin'ny faritra, ny “Associés”- n'i Longavi ary ny ampahany maro tamin'ny Soeurs du Christ teo amin'ny Provinsy no niara-niangona nisaotra an'Andriamanitra noho ny 25 taona nipetrahan'ny Soeurs du Christ teo amin'ny kôminina.

Tamin'ny 2012, nankalaza ny faha-25 taonany ny kôminôte-n'i Longavi. - Lire la suite…

Tamin'ny volana desambra 2012 lasa teo no tonga teto Frantsa ireo masera tanora malagasy, miisa 11 mirahavavy.

2013/01/06

Hafaliana ho an'ny provinsy Erôpa ny mandray azy ireo. Tsy ho ela dia ho avy ihany koa ny masera iray kameronezy hanao ny andram -piainana iraisam-pirenena eto Frantsa sy Italia.

Tamin'ny volana desambra 2012 lasa teo no tonga teto Frantsa ireo masera tanora malagasy, miisa 11 mirahavavy. - Lire la suite…

13 oktobra 2012 : fanirahana ny filan-kevitra rejiônaly vaovaon'i Kamerona

2012/10/23

Masera Françoise Caron, Filoha jeneralin'ny Fikambanan'ny Soeurs du Christ, nametraka ny rejiônaly masera Maria Luisa sy ireo mpanolo-tsaina 3 : Masera Rillindis, Viviane ary Béatrice. Ahitana ny endrika maha-iraisam-pirenena ny Fikambanana ity filan-kevitra ity : Siliana 1, Malagasy 2 ary Kameronezy 1.

13 oktobra 2012 : fanirahana ny filan-kevitra rejiônaly vaovaon'i Kamerona - Lire la suite…

Ny 14 hatramin'ny 16 septambra 2012

2012/10/22

Taorian'ny tany Vézelay tamin'ny 2008, dia nihaona tany Mazille indray ny vondrona avy any Dordogne, Picardie, faritra Lyon. Nanamarika izany ny fifampizarana, vavaka, fiaraha-misakafo.

Ny 14 hatramin'ny 16 septambra 2012 - Lire la suite…

Fivorian'ireo mpiandraikitra ny trano misy ireo masera zokibe

2012/04/06

Ny 15 may 2012 ao amin'ny 42 Rue des Volontaires, eto Paris no hanatontosana izany.

Fivorian'ireo mpiandraikitra ny trano misy ireo masera zokibe - Lire la suite…

Fihofanana momba ny fifandraisana

2012/04/06

ny 17 ka hatramin'ny 19 may hariva no hanaovana izany any Epernon

Fihofanana momba ny fifandraisana - Lire la suite…

Fandalovan'ireo masera tanora malagasy aty Erôpa

2012/04/06

Dia hafaliana ho antsika indray ny fahatongavan'ireo masera tanora malagasy mpihofana amin'ity taona ity. Tonga tamin'ny 12 janoary izy ireo ary hijanona eto Frantsa mandritry ny 5 volana.

Fandalovan'ireo masera tanora malagasy aty Erôpa - Lire la suite…

Kôminôten’ny masera zoky ‘Bethanie’ ao Ambatolampy

2022/04/10

Mizara, làlana iray mankamin’ny fiombonana bebe kokoa … Manoro antsika ny làlana ireo masera zokintsika…

Kôminôten’ny masera zoky ‘Bethanie’ ao Ambatolampy - Lire la suite…