TSINGERINTAONA FAHA -40 N'NY SOEURS DU CHRIST UNION MYSTERIUM CHRISTI
Ny tantaran'ny Fiombonantsika dia maka toerana eo amin'ny tantaran'ny an'ny vahoakan'Andriamanitra,ny Fiangonana...Misterin'ny Fanekem-pihavanana amin'Andriamanitra sy ny olombelona ao amin'i Kristy. Ny ezaka fampivondronana mba vitantsika dia fitaovana entiny hampandrosoana ny asany ....
‘HAMPIVONDRONA NY ZAVATRA REHETRA AO AMIN'NY FILOHA TOKANA : I KRISTY' (Eph. 1,10)
(Lalàm-panorenana - Zava-niseho mpanorina)
‘HAMPIVONDRONA NY ZAVATRA REHETRA AO AMIN'NY FILOHA TOKANA : I KRISTY' (Eph. 1,10)
(Lalàm-panorenana - Zava-niseho mpanorina)
TAO AMIN’NY PROVINSY EORÔPA , NY 27 DESAMBRA 2016
Tsingerin-taona faha - 40 n'ny Soeurs du Christ : toy ireo renirano mifanena mba hanome ony iray vaovao, ireo Fikambanana samihafa levona ary nanjary Fikambanana iray vaovao.
Ako vitsivitsy : Fihaonana sy fankalazana
Fijoroana vavolombelona
Masera Claire (video - fandikan-teny)
Masera Josette (video - fandikan-teny)
Andro firavoravoana
Tao LARIANO (Italy)
Tao Sittingbourne (Angletera)
TSINGERINTAONA FAHA -40 N'NY SOEURS DU CHRIST : photos (Madagasikara)
naneho ny zavakanto vondrona VIDEO : 'la Cueca' (Dihy nentin-drazana)