Tonga Sœur du Christ
Voady voalohany nataon'ireo Soeurs du Christ teto Madagasikara tamin'ny 2024
Faly ny Provinsian' i Madagasikara mandray azy 9 mirahavavy nanao fanoloran-tena ato amin’ny Fikambanan'ny Soeurs du Christ.
«FIVERENANA AN-DOHARANO 2024» Notsoahina avy amin'ny teny fiarahabana
Fandraisan’ny Filan-kevitra Jeneraly andry masera Véronique, Vivienne, Vitale, Schinina, Prudence, Patience ary Angéline, teratany kamerone sy malagasy.
Inona no tadiavinao ?
Hampisy dikany ny fiainanao ve ? Hikatroka amin’ny fampihavanana , ny fampiraisana ve ?
Ny dingam-piofanana
Ny Postulat - Ny nôvisia (2 taona) - Ny taona manaraka ny nôvisia (6 ka hatramin’ny 9 taona) >> Juniorat : Taona iray hihofanana, hihomanana alohan'ny voady farany
Jereo Videos
Ny Postulat - Ny nôvisia - TAONA IRAY HO AN’NY ANDRANA IRAISAM-PIRENENA Sy ‘’iverenana amin’ny loharano sy ny tantaran’ny Fikambanana’’ - Ny Voady
