EOROPA
Eoropa
g.lejollec@orange.fr
mireillelantrade@yahoo.fr
Ny maha-mpanompon'ny Fanantenana dia tena mivaingana sy mora
Ny fanohanana ny tsiron'ny fiainana dia ny finoana fa azo atao ny mizara izany
Fankalazana ny faha-60 taonan'ny maharelijiozy nataon'i masera Marie Thérèse ROUDIER
Fisaorana noho ny fiainana nomena sy ny fiainana voaray
Mivavaka amin'ny Fanompoam-pivavahana mitataovovonana any amin'ny hopitaly?
Ny mivavaka amin'ny ora masina ao amin'ny hopitaly dia ny mahatsiaro fa i Kristy dia tena eo amin'ity toerana ity miaraka amintsika, dokotera, mpikarakara, mpiasan'ny fitantanana na marary.
Miaina ny Misterin'ny Fanomezam-Pahasoavana
Ny fanalahidin'ny foko dia nosokafan'Andriamanitra tamin'ny vavaka rehetra nataon'ny ankohonam-piainana misy hay
Fankalazana ny fahazato taonan'i masera Susanna Testa, Italiana
100 taona sy 82 taona ny maha relijiozy an’i masera Susanna Testa. Antin’izany dia vahoaka marobe no nandray anjara ho mariky ny fankasitrahana sy ny fitiavana…
Mpanao jobily 4 tany Bretagne
Jobily tao Merdrignac andry masera Anne Marie sy Madeleine, nanavao ny voady izy ireo taorian’ny 70 taona nanononana azy ! Masera Marie Etienne sy Christiane, taorian’ny 60 taona ny fiainana maha relijiozy azy ireo !
Jobily tany Haute-Loire
masera Sylvia, Margueritte ary Christine dia nankalaza ny jobily volafotsy, izay efa 25 taona sahady.
Avy amin´ny Kôminôten’ny Rome Fifaliana, fifaliana, fifaliana ...fanantenana
Tao amin' ny kôminôten' ny Roma, ny 17 ka hatramin' ny 22 jiona 2024: hafalianan' ny fandraisana...hafalian' ny fijoroana ho vavolombelona... hafalian' ny fifampizarana...ary fanantenana izay teraka...
Ny sasany amin'ireo fiainana ao amin'ny vondrom-piarahamonina Polignac
Fihaonana am- pirahalahiana tao anatin' ny hafaliana sy fifampizarana. Ny rehetra sy mandray anjara amin' ny fo.
Fankalazana ny jobily faha 50 taonan’ny naha-relijiozy azy sr. Jeanine Couffin
Nankalaza ny faha-50 taonan’ny naha-relijiozy azy Sr. Jeanine Couffin, nanotrona azy tamin’izany ny ankohonam-piainana misy azy sy ireo masera avy amin’ny akohonam-piainana akaiky anay indrindra dia ry masera Thérèse Quoc avy amin’ny akohonam-piainana Sainte Sigolène sy Sr. Monique Monceau, avy ao amin'ny akohonam-piainana Retournac.
