CHILI
tel. 022 5037368
Fankalazana ny Jobily nataon'i rahavavy Delfina, 60 taona niainana ny maha relijiozy
Dia tena nampihetsi-po tokoa ny fijoroana ho vavolombelona ny fitiava amam-paharetanan’i Delfina, amin’ny antson'ny Tompo
Maseran'i Kristy sy ireo mpiara-miombon’antoka aminy amin'ny asa fitoriana tany Graneros
Masera Mirella Riquelme, Maria Angelica Coloma, Anita Rojas ary Pilar Zamorano niomana ho amin'ny asa fitoriana ny sabotsy 19 Ôktôbra 2024 tao amin'ny ankohonam-piainan'i Graneros.
FANKALAZANA NY JOBILY faha -25 sy faha-70 TAONA MAHA-RELIJIOZY
Nankalazain’ny delegasionan’i CHILI tamin’ny Alahady 14 aprily 2024 ny jobily faha - 25 taona maha-relijiozy an’i Marie Emma Espérance sy ny faha- 70 taona maha- relijiozy andry Masera Mirella sy María de los Angeles.
DELEGASIONA CHILI
Fifandraisana Chili :>>>> mluisasc@yahoo.fr Hermanas de Cristo Calle San Pedro, 328 La Florida SANTIAGO tel. 022 5037368
CHILI : Nofy sy fanantenana tontolo mendrika no vinan’ny mpanabe
"Ny fanabeazana no fiadiana mahery vaika afaka ampiasainao hanovana izao tontolo izao " (Nelson Mandela)
