DELEGASIONA CHILI — Malagasy

Aller au contenu. | Aller à la navigation

Outils personnels

DELEGASIONA CHILI

CHILI Masera Nelly

Fifandraisana Chili :>>>> mluisasc@yahoo.fr
Hermanas de Cristo Calle San Pedro, 328 La Florida SANTIAGO tel. 022 5037368

CHILI 7 Oktôbra 2018 : fiovan’ny Rafi-pitondrana, niova ho Delegasiona ny Provinsy 

Eo ambany fiandraiketan’ny Lehibe Jeneraly mivantana sy ny mpanolon-tsaina azy : ny Delege ho an’i Chili dia masera Maria Luisa

Miasa amina kôminôte  3 ry masera

'Eo anivon’ny fahasamihafan’ny fanomezam-pahasoavana dia samy mandray anjara amin’ny asam-panirahana, araka ny fahafahany ny tsirairay amin’ny vavaka sy ny asa na salama na marary’ (Lalamp 10)

Fitantanana

  • ny marary sy ny zokiolona
  • ny tanora sy ny ankizy
  • ny kôminôte kristianina
  • laretirety, asa fanentanana ny fiantsoan’Andriamanitra
  • asa toy ny asa an-tselika sy fanarahana an’ireo misahana izany asa izany

 pastoraly ny tanora mandritra ny covid