MADAGASIKARA
Provinsy Madagasikara
Antso. Safidim-piainana. Hafaliana nozaraina.
Masera 7 ny Fikambanan-dry Maseran’i Kristy, an’ny provinsin’ i Madagasikara no nanonona ny voady mandrakizay tao Antsirabe ny 27 jolay 2025.
« Mpivahinin’ny fanantenana », lohahevitry ny pelerinazy nasionaly
« Mpivahinin’ny fanantenana », manasa ny kristianina hiaina ao anatin’ny fanantenana ity lohahevitra ity, araka ny hafatra navelan’i Papa Fransoa.
Dia fianarana nataon’ny mpianatra L2 amin’ny serasera, tany Tsiroanomandidy
Ny mpianatra ao amin’ny L2, an’ny sekoly amabratonga ambony momba ny Fampahalalana vaovao sy ny Serasera (SAMIS-ESIC), Masindahy Misely Amparibe dia nandalo 8 andro tamin’ ny dia fianarana tany Tsiroanomandidy, nanomboka ny 05 hatramin’ ny 14 aogositra 2024. SAMIS-ESIC dia oniversite izay ianaran’i masera Nordine Faria.
ANDRON’NY SEKOLY AMBONY ZEZOITA
Nankalazaina ny 21 sy 22 marsa 2024 teny Bevalala ny andron’ny oniversite Zezoita eto Madagasikara (U- Magis) . Misy sampam-pianarana maro ity sekoly ity. Mianatra ao amin’ny sampam-pianarana serasera (SAMIS-ESIC) I masera Nordine Faria.
JOURNEE DE L’EES-CATHO – 4EME EDITION
Tontosa ny Talata 13 Febroary 2024, lasa teo, ny andron’ny sekoly ambony katolika eto Madagasikara (EES-CATHO). Lohahevitra...: « Aoka mba ho fanasina sy fahazavana ny mpianatry ny sekoly ambony katolika, eny amin’ny sehatra rehetra misy azy »
Provinsy MADAGASIKARA
Fifandraisana :>>>> landyrivo15@gmail.com taty MADAGASIKARA : Soeurs du CHRIST 101 AMPARIBE - ANTANANARIVO
