Fikambanana
Ny Filankevitra jeneraly
“... dia hanao dingana vaovao amin'ny maha VATANA iray « Sœurs du Christ »
antsika isika. Ary hihaino tsy tapaka hatrany ny antso mba "hielipatrana", "hanitatra ny ambaindain’ny lasintsika" ».
Miara-miditra ankafaliana lehibe, feno hevibaovao maro, amin'ny fankalazana ny faha-50 taonantsika isika.
Fanomezana iraka ad-extra, 2025
… hijoro ho vavolombelona sy hanambara amin'ny fiainantsika rehetra fa i Kristy no: FITSIPIKA SY MPANAKANTO NY FIRAISANA (C.3)
Fampiofanana vonjy taitra, Juniorat 2025-2026
Ity fiofanana ity dia hanampy azy ireo betsaka rehefa miatrika olona ao anatin'ny toe-javatra vonjy taitra sy tandindonin-doza izy ireo.
Fahatsiarovana ny tantara iombonantsika sady fisaorana an’Andriamanitra
Ny Fanahin'Andriamanitra dia eo amintsika mandrakariva... Manana zavatra tsy ampoizina ho antsika ny Fanahy Masina! Ny fisainan'Andriamanitra sy ny fitiavany dia tsy ho levona na oviana na oviana... Ny Fanahy Masina dia ho eo amin'ny dingana rehetra, mamporisika anareo mandrakariva amin'ny zava-baovao...
