Europe — Malagasy

Aller au contenu. | Aller à la navigation

Outils personnels

Europe

Ouverture de l'année jubilaire des 50 ans de la congrégation des Sœurs du Christ en Europa

Tamin'ny 6 Aogositra, fetin'ny Fiovan-tarehin'i Kristy, taty Eoropa,
día maro ireo ankohonam-piainana sy mpiara-miombon’antoka nankalaza
ny fanokafana ny Taon- jobiln'ny faha-50 taonan'ny Fikambanan'ny Maseran'i Kristy.
Ity zava-mitranga ity día vao mainka mamirapiratra rehefa raisintsika ho toy
ny fetin'ny Fikambanana, mandritra ny tantarantsika!

27 desambra 2025, TSY AMPY NY ANDRO IRAY MBA HIAINA FOTOANA MIAVAKA

Ny maseran’i Kristy ao amin'ny faritra AURA, 'Auvergne-Rhône-Alpes', dia hahatsiaro ela ny fidirana amin'ny Taon- Jobily faha-50 taonany amin'ny 27 desambra 2025!

Lire la suite…

Jobilin’ny fiainana voatokana

Ny 6 sy 7 septambra, nahatratra 1000 teo ho eo izahay taty Parisy, avy amin'ny lafivalon'i Frantsa. Ity jobily nasionaly ity, mifandraika amin'ny Taona masina nirian'i Papa Fransoa, dia nampivondrona ny fiantsoana maro.

Lire la suite…

Fankalazana ny Jobilin-dry masera Lydie sy Michèle

Nanao fanekempihavanana tamin'i Kristy, tamin'ny Fikambanana ary tamin'ny Fiangonana ny rahavavintsika roa. Eto anatrehantsika, izy ireo no hanavao ny fanolorantenany.

Lire la suite…

Androm-pifaliana lehibe io 7 aogositra 2025 io tao amin’ny ankohonam-piainan’i Polignac (Haute Loire)

Raha ny marina dia 100 taona anion y nahaterahan’i masera Marie-Josèphe GIBRIN

Lire la suite…

Toy ny fitombon’ ny hafaliana rehefa zaraina !

Ity andro ity dia fotoana iray hanitatra ny toerana misy ny tranolaintsika, hahatsapantsika fa anisan'ny Vatana iray ihany, misokatra ho an'ireo manodidina antsika.

Lire la suite…