SOEURS DU CHRIST : IRAHINA ANY MADAGASIKARA ny asan'ny famindram-po ara-batana sy ara-panahy... — Malagasy

Aller au contenu. | Aller à la navigation

Outils personnels

SOEURS DU CHRIST : IRAHINA ANY MADAGASIKARA ny asan'ny famindram-po ara-batana sy ara-panahy...

"Sokafy ny masontsika hijery ny fahorian'izao tontolo izao, ny ratra... ary mahatsapa ho voaantso ve isika handre ny tarainan'izy ireo mitady fanampiana... "

"... Manam-paniriana lehibe aho mba handinihan'ny vahoaka kristianina mandritra ny taon-Joblily mikasika ny asan'ny famindram-po ara-batana sy ara-panahy... .mba ho afaka manala miaraka ny sakan'ny tsy firaharahana... Aza hadinontsika ny tenin'i Md Jean de la Croix hoe:

"ny fitiavana no hitsarana antsika amin'ny faran'ny fiainantsika"

 

                   Papa Fransoa - Ny endrikin'ny famindram-po                                      logo jubilé diminué.jpg