Fivorian'ireo mpiandraikitra ny trano misy ireo masera zokibe — Malagasy

Aller au contenu. | Aller à la navigation

Outils personnels

Fivorian'ireo mpiandraikitra ny trano misy ireo masera zokibe

Ny 15 may 2012 ao amin'ny 42 Rue des Volontaires, eto Paris no hanatontosana izany.

I Masera Mireille Lantrade, Provinsialy eto Erôpa dia nanasa ireo mpiandraikitra ny trano misy ny masera zokibe, ny mpiandraikitra rehetra mpampifandray io fiombonana io sy ny mpiandraikitra ankohonam-piainana misy azy ireny. Ny 15 may 2012 ao amin’ny 42 Rue des Volontaires, eto Paris no hanatontosana izany.

Io fivoriana io dia hahafahan’ireo mpiandraikitra ireo mifanakalo hevitra momba ny vinavinan-kevitry ny Sœurs du Christ : mikasika ny trano, ny asa fanamboarana, ………tantaram-piainan-dry masera mipetraka amin’ny EHPAD ary ho an’ny sasany dia fijerana izay fomba atao ahafahana mampifandrindra ny fiainana ny ny fanomezam-pahasoavana amin’ny vinavinam-pitsaboana toy itony