Fandalovan'ireo masera tanora malagasy aty Erôpa — Malagasy

Aller au contenu. | Aller à la navigation

Outils personnels

Fandalovan'ireo masera tanora malagasy aty Erôpa

Dia hafaliana ho antsika indray ny fahatongavan'ireo masera tanora malagasy mpihofana amin'ity taona ity. Tonga tamin'ny 12 janoary izy ireo ary hijanona eto Frantsa mandritry ny 5 volana.

Dia hafaliana ho antsika indray ny fahatongavan’ireo masera tanora malagasy mpihofana amin’ity taona ity. Tonga tamin’ny 12 janoary izy ireo ary hijanona eto Frantsa mandritry ny 5 volana. Tonga teto Paris naka azy ireo ny mpiandraikitra ny ankohonam-piainana handray azy tsirairay avy mandritry izany fe-potoana izany. Hofaranana amin’ny « fiverenana an-doharano » ny 16 may ka hatramin’ny 15 jona moa izany. Ity fanhadaram-potoana ity dia anisan’ny fandaharam-pihofanana ao amin’ny dingana hiomanana amin’ny voady farany, izay tokony hanaovana ny andram-piainana iraisam-pirenena, hamantarana bebe koka ny zava-misy marina iainan’ny Fikambanana ary indrindra handalinana ny fanomezam-pahasoavana sy ny tantara ary toe-panahy n’ny Sœurs du Christ.
Maria dia voahiraka any amin’ny ankohonam-piainana any Toulouse,

i Claudine eto Paris,

Marie-Virginie any Epernon,

Jeannie dia niazo an’ny Craponne, Berthine indray dia any Loudéac any Bretagne io ary i

Véronique dia nirahina any Grenoble.
 

12 maria 5-02-2012 002.jpg

Maria

dsc05043véronique.jpg

Véronique

cimg6432.jpg

Virginie

claudine 053.jpg

Claudine

cr.jpg

Jeannie

pict0013.jpg

 Berthine