Voairaka hanompo ny fiombonana... — Malagasy

Aller au contenu. | Aller à la navigation

Outils personnels

Voairaka hanompo ny fiombonana...

Amin'izay rehetra misy antsika dia ho ''famantarana ny fampifandraisana napetrak'i Kristy eo amin'ny olona... anatin'ny vahoaka sy ny Fiangonana... na salama na marary''... (Fitsipi-piainana 10)

Miaraka, ao amin’ny Fiangonana maneran-tany !

    > MASERA FRANCINE (LOUDEAC (FRANTSA)

Ny tsiambaratelon’ny ‘’ mahay antitra’’ ?  mamoha ny fo amin’ny mahakasika an’izao tontolo izao … sy    miditra amin’ny ‘’Fanatontoloan’’ ny fo …

    > Masera MARIE JO (LE PUY - FRANTSA)

DONY NY VARAVARAKO …  TONGA IANAO HANANGANA AHY HO VELONA …

    > Masera MONIQUE (THIVIERS - FRANTSA)

2019 MIHAONA AMIN’NY HAFA TSY MITOVY AMIN’NY TENA ...

    > Masera ANGELE sy ny kôminôte-ny (GRENOBLE - FRANTSA)

2018 ... Manandrana ny tsiron-tsakafon’ny hafa !

    > Andrampiainana tsara hoan’i Sr Lucie avy any Madagasikara (RETOURNAC - FRANTSA)

Mampisy hafaliana sy mandray anjara amin’izany, làlana iray mankamin’ny fiombonana bebe kokoa … Manoro antsika ny làlana ireo masera zokintsika…

    > MASERA DENISE ao amin’ny EHPAD (– GRENOBLE – FRANTSA –)
        (Toeram-ponenan’ny zokiolona tsy mahavita tena intsony)

    > Kôminôten’ny masera zoky ‘BETHANIE’ ao AMBATOLAMPY –   Madagasikara –

…Manampy azy ireo ho « teraka sy hateraka indray »…

    > MASERA MARIE CHRISTINE (– LYON – FRANTSA)

  ... NY FAHAREFOANA, TSO-DRANO ?...

     > MASERA MARIE CLAIRE (-LYON - FRANTSA) 

... MBA HANANA'IZY IREO FIAINANA BE DIA BE...

     > MASERA EUGENIA, MASERA SUZANNE, MASERA SUSANNA (COLLE CAGIOLI-ITALIA) 

 ... ETO DIA SAMY MANGETAHETA FAHAFAHANA DAHOLO IREO VOAFONJA...

     > MASERA MIRELLA (-GRANEROS - CHILI) 

 ...Tany Bretagne (Frantsa)… izao tontolo izao mba hijery !

     > MASERA MADELEINE, M CLOTILDE, GERMAINE (LOUDEAC sy TREGUIER) 

MIARAKA AMIN’IREO MPANGATAKA FIFINDRA-MONINA : NY FIHEVERANA AMIN’NY FO TOKOA DIA MANOME NY TSIRAIRAY NY ANJARA HIAINA SY HITOMBO !

     > MASERA DOMINIQUE MARIE (LYON - FRANTSA)

Irahina miaraka amina ekipa ho an'ny toeram-pitsaboana faritry paris

      >  MASERA PASCALE (PARIS - FRANTSA)

KAMERONINA, MIANDRAIKITRA NY FANOFANANA"MIARAKA NO ANORENANAY NY FIANGONANA SY HIASANAY AMIN'NY FANOMANANA NY FIANGONANA RAHAMPITSO !"

       MASERA RILLINDIS : "Amin’ny andraikitra tontosaiko dia manampy ny olona fotsiny aho mba hiara-miasa bebe kokoa, hiaina ny faniriany manokana hirotsaka amin’ny fanarahan-dia an’i Kristy," (BAMBUI/BAMENDA - KAMERONINA)

       >  MASERA MARIE ANGELINE : "Miaraka no anorenanay ny Fiangonana rahampitso !" (NKONGSAMBA - KAMERONINA)

KAMERONINA : "Ny fifandraisako amin’i Kristy no manome fahavitrihana sy hafaliana ahy"

       >  MASERA ETOKI (TIKO - KAMERONINA)

Bretagne - FRANTSA : FIAINANAN-DRY MASERAN’I LOUDÉAC MIBALIAKA

        >  ''Nahita ‘fanahy rahavavy’ izy ireo''