Nanentana ny fihaonan'ny Fiombonam-paritry ny relijiozy ny kôminôte Longavi : niompana tamin'ny lohahevitra « Ekôlôjia ». — Malagasy

Aller au contenu. | Aller à la navigation

Outils personnels

Nanentana ny fihaonan'ny Fiombonam-paritry ny relijiozy ny kôminôte Longavi : niompana tamin'ny lohahevitra « Ekôlôjia ».

Relijiozy lahy sy vavy 17 avy amin'ny Fikambanana samihafa manerana ny distrika no nandray anjara.

Nampijery sarimihetsika navoakan’ny mpilalao siliana Daniel Munoz tamin’ny may 2013, mitondra ny lohateny “Tsy tiako ho an’ny Chili ny fikirakirana singa mpampita tarazo (transgéniques)”, ry Masera. Sarimihetsika mampiseho ny sakafo voaova singa mpampita sy ny loza aterany ho an’ny fahasalamana. Narahina asan-gropy notsongaina avy tamina laharana tahirin-kevitry ny Aparecida mikasika ny Ekôlôjia. Ho famaranana, namaky tamim-pitandremana ny fanambarana nataon’ny Papa Fransoa ny 5 jiona ho an’ny andron’ny tontolo manodidina ny mpandray anjara.