Fihofanana momba ny fifandraisana — Malagasy

Aller au contenu. | Aller à la navigation

Outils personnels

Fihofanana momba ny fifandraisana

ny 17 ka hatramin'ny 19 may hariva no hanaovana izany any Epernon

Ny fihofanana momba ny fifandraisana nomena ireo mpiandraikitra ny ankohonam-piainana izay natao tamin’ny volana febroary lasa teo dia heverina hotolotra ho an’ny masera miandraikitra ny pastoraly sy ny ankohonam-piainana manodidina. Koa ny 17 ka hatramin’ny 19 may hariva no hanaovana izany any Epernon, i Masera Sylviane Bouillon moa no hanentana izany.