Marsa 2017 : FILAN-KEVITRA MIITATRA TANY CHILI — Malagasy

Aller au contenu. | Aller à la navigation

Outils personnels

Marsa 2017 : FILAN-KEVITRA MIITATRA TANY CHILI

Fivoriana indray mandeha isan-taona ataon'ny mpitondra jeneraly miaraka amin'ny Lehim-paritra rehetra ato amin'ny Fikambanana. Fotoana ifanakalozana traikefa, handinihana miaraka ny fiainana sy ny asam-panirahan'ny Fikambanana

 

Nahafahana nihaona tamin-dry masera sy ny Associés any Chili ihany koa io fivoriana io.


          - 'Hafaliana noho ny fihaonana : Kôminôten’i Longavi (Chili)'

          - Fandalovan-dry masera nanao filàn-kevitra miitatra tao amin’ny kôminôten’ny La Florida (Santiago) sy Graneros

          - Fihaonan’ireo tanora Associés niaraka tamin’i Masera Émérentienne sy María Luisa

 

Narahan’ireo fihaonambe tamin’ireo Pôvinsy sy Reziô tato amin’ny fikambanana tamin’ny Avrily, Mey, Jiona 2017 io filan-kevitra miitatra io.

           - Vaovaon'ny avy amin'ny fihaonambe