Vaovao farany — Malagasy

Aller au contenu. | Aller à la navigation

Outils personnels

Vaovao farany

Miaraka , andeha lavidavitra kokoa mba hanorina fahariana vaovao

Jobily faha 50 taona ny Sœurs du Christ - Madagasikara

2026/11/13

Ny Jobily nankalazana ny faha dimampolo taonan’ny Sœurs du Christ, Union Mysterium Christi ny 6, 7, 8 ary 9 aogositra 2026 tao Ambatolampy Madagasikara dia nanampy igaga sy ibanjina ny endrik’i Kristy Fototra sy Mpanorina ny fiombonana amin’ny maha olombelona azy, ao amin’ny Eglizy ary ao amin’ny eokaristia.

Jobily faha 50 taona ny Sœurs du Christ - Madagasikara - Lire la suite…

Rahavavy Susanna tamin'ny faha-102 taonany, Italia

Rahavavy Susanna tamin'ny faha-102 taonany, Italia

2026/11/04

Na dia mbola mitohy aza ny fifaliana amin'ny fankalazana ireo zava-nitranga teo amin'ny fiainana niaraka tamin'ny ankohonam-piainana misy azy nandritra ny taona maro, dia nisafidy ny hankalaza ny faha-102 taonany voahodidin'ny fianakaviany ny Rahavavy Susanna, tamin'ity indray mitoraka ity.

Rahavavy Susanna tamin'ny faha-102 taonany, Italia - Lire la suite…

Nisy lamesa natao tao amin'ny fiangonan'i Masindahy Pierre nataon'i Monsignor Georges Soubrier

50 taonan'ny Sœurs du Christ - Faritra Eoropa

2026/10/09

Ankoatra ny fankalazana ny Fiovan-tarehy an'i Jesoa Kristy Tompontsika, tamin'ny 6 Aogositra, dia nankalaza ny faha-50 taonan'ny fikambananay tao Epernon izahay.

50 taonan'ny Sœurs du Christ - Faritra Eoropa - Lire la suite…

FANKALAZANA NY 06 AOGOSITRA 2026 TAO NKONGSAMBA – KAMERONA

FANKALAZANA NY 06 AOGOSITRA 2026 TAO NKONGSAMBA

2026/10/05

Ny andron'ny Fiovan-tarehin'ny Tompontsika, dia natao ny faratampon'ny fankalazana ny faha-50 taonan'ny fisian'ny Fikambanan'ny Sœurs du Christ Union Mysterium Christi, miaraka amin'ny voady mandrakizay nataon'ny Rahavavy Mildred KIYAH sy ny voady voalohany nataon'ny novisy Odette NGONG.

FANKALAZANA NY 06 AOGOSITRA 2026 TAO NKONGSAMBA - Lire la suite…

Fivahinianana masina tany Mbouda - Kamerona

Fivahinianana masina tany Mbouda - Kamerona

2026/09/18

Ny fivahinianana masina nokarakaraina ho ampahany amin'ny Jobily Volamenan'ny Fikambantsika, masera Anabavin'i Kristy, tany Mbouda, izay nisy ny iray tamin'ireo ankahonam-piainana voalohany tao Kamerona.

Fivahinianana masina tany Mbouda - Kamerona - Lire la suite…

Fihatahana masina mahafinaritra ao anatin'ny fahanginana sy ny fisaintsainana - Faritra Eoropa

Fihatahana masina mahafinaritra ao anatin'ny fahanginana sy ny fisaintsainana - Faritra Eoropa

2026/09/09

Ny fiatahana masina dia narahan'ny alim-bavaka izay nahatsiarovana ny tranga mpanorina ny Fikambanana’ny Sœurs du Christ, teraka tamin'ny 1976, nanamarika ny fiombonan’ireo fikambanana 7 niandohana.

Fihatahana masina mahafinaritra ao anatin'ny fahanginana sy ny fisaintsainana - Faritra Eoropa - Lire la suite…

Ny Delegasionan’i Chili mankalaza ity hetsika fankasitranana ity miaraka amin’ny Fiangonana

Fankalazana ny faha 25 taona ny fiainana maha relijiozy an’i masera María Elena

2026/09/03

Ny Delegasionan’i Chili mankalaza izao hetsika fankasitrahana izao miaraka amin’ny Fiangonana, ato amin’ny paroasn’i Graneros, ny alahady 23 aogositra 2026!

Fankalazana ny faha 25 taona ny fiainana maha relijiozy an’i masera María Elena - Lire la suite…

Sœurs du Christ - Union Mysterium Christi

Laretirety fanao isan-taona

2026/08/10

Ny fiantam-panahy notantenrahina día nahafahan’ny tsirairay nanovo hery, nanamafy ny Finoana ary nandray ny fahasoavana vaovao mba hanohizana ny asam-panirahana.

Laretirety fanao isan-taona - Lire la suite…

“Avaoziko ny zavatra rehetra” (Ap. 21, 5)

Filankevitra Itarina 2026

2026/07/30

“Avaoziko ny zavatra rehetra” (Ap. 21, 5)

Filankevitra Itarina 2026 - Lire la suite…

Formation sur le site web - Ny Juniorat iraisam-pirenena tao Paris, 2025-2026

Rehefa lasa loharanon'aina ny traikefa

2026/07/20

"Mihamafy ny fifamatorana amin'ny fizarana traikefa amin'ny hafa, ary miaraka amin'izay koa, mampanankarena antsika amin'ny fandraisana ny fiainan'izy ireo amim- pankasitrahana." (María Luisa)

Rehefa lasa loharanon'aina ny traikefa - Lire la suite…

izay mitondra ny anarana hoe "Instituto Santa María" ankehitriny

Fivahinianana masina nataon'ny delegasionan'ny Maseran'i Kristy tany Chillan

2026/06/09

Hofahatsiarovana ny tantara ho antsika sy hisaorana an’Andriamanitra noho ny lova misionera navelan'ireo Maseran’ny Providence avy any Corenc,frantsay, izay tonga tao Chillan tamin'ny 1903.

Fivahinianana masina nataon'ny delegasionan'ny Maseran'i Kristy tany Chillan - Lire la suite…

Fanitarana ny librairien’ny diosezy Ihosy

Fanitarana ny librairien’ny diosezy Ihosy

2026/06/04

Amin’izao fotoana izao dia i Masera Kristy no miasa sy miandraikitra ny librairie.

Fanitarana ny librairien’ny diosezy Ihosy - Lire la suite…

Fankalazana ny fanaovam-beloma nataon'i Requegua ho an’i rahavavy Armelle

FANDALOVAN’I RAHAVAVY ARMELLE RASOARIVELO TATY REQUEGUA 1996 - 2011

2026/06/04

Tsy isalasalana fa namela marika tsy hay fafana ny diany naharitra sy midadasika nandritra ny fotoana nandalovany tao amin'ny ankohonam-piaraha-monina Requegua, CHILI.

FANDALOVAN’I RAHAVAVY ARMELLE RASOARIVELO TATY REQUEGUA 1996 - 2011 - Lire la suite…

Nifarana ny fankalazana ny faha 40 taonan’ny lisea Pierre Chanel

Nifarana ny fankalazana ny faha 40 taonan’ny lisea Pierre Chanel

2026/06/03

Ny andro voalohany, nisy ny diabe namakivaky ny tanana niarahan’ny mpanabe sy ny mpianatra. Fifaninana ara-panatanjahan-tena kosa ny tolakandro.

Nifarana ny fankalazana ny faha 40 taonan’ny lisea Pierre Chanel - Lire la suite…

Rahavavy Marie-Armelle

Fisaorana noho ny fiainan'ny rahavavy Marie-Armelle

2026/05/18

Tao anatin'ny faha-84 taonany izy, anisan'izany ny 62 taona fiainany ny maha relijiozy nomeny an'i Kristy sy ny Fiangonana.

Fisaorana noho ny fiainan'ny rahavavy Marie-Armelle - Lire la suite…

Rahavavy May MAGENIS

Rahavavy May MAGENIS

2026/05/15

Manambara amin’alahelo aminareo izahay ny fahalasanan'ny Rahavavy May MAGENIS, avy ao amin'ny ankohonam-piainana Sittingbourne, ny maraina teo, teo amin’ny faha 94 taonany, 72 taona naha relijiozy azy.

Rahavavy May MAGENIS - Lire la suite…

Voalamina tsara ny fihatahana am-panahy nataon’ny relijiozy lahy sy vavy

Voalamina tsara ny fihatahana am-panahy nataon’ny relijiozy lahy sy vavy

2026/05/10

Tamin'ny sabotsy 06 desambra 2025 lasa teo, nivory nanao fihatahana ara-panahy nandritry ny andro ireo relijiozy lahy sy vavy avy amin’ny faritra afovoan’ny diosezin’Ihosy tao Ampandratokana, tao amin-dry masera Clarisa.

Voalamina tsara ny fihatahana am-panahy nataon’ny relijiozy lahy sy vavy - Lire la suite…

Izahay tamin’ny lamesa fanirahana ny Solontena sy ny ekipany  aty Chili.

Nankalaza ny faha-49 taona izahay tamin’ny lamesa fanirahana ny Solontena sy ny ekipany aty Chili.

2026/03/31

Ny 27 Desambra dia daty tena manan-danja ho an'ny Fikambanana. Rehefa mankalaza ny faha-49 taonan' ny Masera’i Kristy - Union Mysterium Christi isika ary miditra amin'ny taonan- Jobily amin'ny faha-50 taonan'ny fikambanana, tao amin'ny ' ankohonam-piainan’i La Florida, dia mankalaza ny fanirahana ny Solontena sy ny ekipany ihany koa izahay.

Nankalaza ny faha-49 taona izahay tamin’ny lamesa fanirahana ny Solontena sy ny ekipany aty Chili. - Lire la suite…

Masera Tugdual - Merdrignac

Lamesa fisaorana noho ny fiainan'ny rahavavy Tugdual

2026/03/24

Rahavavy Tugdual, zokibenay, izay nodimandry fotoana fohy taorian'ny nankalazana ny faha-106 taonany tamin'ny 9 Febroary.

Lamesa fisaorana noho ny fiainan'ny rahavavy Tugdual - Lire la suite…

27 DESAMBRA 2025! TSY AMPY NY ANDRO IRAY MBA HIAINA FOTOANA MIAVAKA

27 desambra 2025, TSY AMPY NY ANDRO IRAY MBA HIAINA FOTOANA MIAVAKA

2026/01/18

Ny maseran’i Kristy ao amin'ny faritra AURA, 'Auvergne-Rhône-Alpes', dia hahatsiaro ela ny fidirana amin'ny Taon- Jobily faha-50 taonany amin'ny 27 desambra 2025!

27 desambra 2025, TSY AMPY NY ANDRO IRAY MBA HIAINA FOTOANA MIAVAKA - Lire la suite…

Andro fanofanana isan-taona ho an'ireo Maseran'i Kristy sy ny mpiara-miombon’antoka

Andro fanofanana isan-taona ho an'ireo Maseran'i Kristy sy ny mpiara-miombon’antoka an’ i Chili

2026/01/16

Tamin'ny Novambra 2025, nihaona ny Maseran’i Kristy sy ny Laika mpiara-miombon’antoka an’ i Chili mba hiaina ny fivoriana fanofanana isan-taona.

Andro fanofanana isan-taona ho an'ireo Maseran'i Kristy sy ny mpiara-miombon’antoka an’ i Chili - Lire la suite…

Fiofanana mitohy FARITANIN'I MADAGASIKARA

Fiofanana mitohy FARITANIN'I MADAGASIKARA

2025/12/10

"Mandray anjara amin'ny iraka ampanaovin'i Kristy", no ampahany fahatelo amin'ny fitarihana ao amin'ny Sapitra Ankapobeny faha-9 2022.

Fiofanana mitohy FARITANIN'I MADAGASIKARA - Lire la suite…

Fanomezana iraka ad-extra, 2025

Fanomezana iraka ad-extra, 2025

2025/12/06

… hijoro ho vavolombelona sy hanambara amin'ny fiainantsika rehetra fa i Kristy no: FITSIPIKA SY MPANAKANTO NY FIRAISANA (C.3)

Fanomezana iraka ad-extra, 2025 - Lire la suite…

Fampiofanana vonjy taitra, Juniorat 2025-2026

Fampiofanana vonjy taitra, Juniorat 2025-2026

2025/12/05

Ity fiofanana ity dia hanampy azy ireo betsaka rehefa miatrika olona ao anatin'ny toe-javatra vonjy taitra sy tandindonin-doza izy ireo.

Fampiofanana vonjy taitra, Juniorat 2025-2026 - Lire la suite…

Jobilin’ny fiainana voatokana - Parisy - 2025

Jobilin’ny fiainana voatokana

2025/11/24

Ny 6 sy 7 septambra, nahatratra 1000 teo ho eo izahay taty Parisy, avy amin'ny lafivalon'i Frantsa. Ity jobily nasionaly ity, mifandraika amin'ny Taona masina nirian'i Papa Fransoa, dia nampivondrona ny fiantsoana maro.

Jobilin’ny fiainana voatokana - Lire la suite…

Fankalazana ny Jobilin-dry masera Lydie sy Michèle

Fankalazana ny Jobilin-dry masera Lydie sy Michèle

2025/11/19

Nanao fanekempihavanana tamin'i Kristy, tamin'ny Fikambanana ary tamin'ny Fiangonana ny rahavavintsika roa. Eto anatrehantsika, izy ireo no hanavao ny fanolorantenany.

Fankalazana ny Jobilin-dry masera Lydie sy Michèle - Lire la suite…

Masera 7 ny Fikambanan-dry Maseran’i Kristy no nanonona ny voady mandrakizay tao Antsirabe ny 27 jolay 2025.

Antso. Safidim-piainana. Hafaliana nozaraina.

2025/10/28

Masera 7 ny Fikambanan-dry Maseran’i Kristy, an’ny provinsin’ i Madagasikara no nanonona ny voady mandrakizay tao Antsirabe ny 27 jolay 2025.

Antso. Safidim-piainana. Hafaliana nozaraina. - Lire la suite…

Ity jobily faha-50 taonan'ny Fikambanan'ny Maseran’ Kristy ity.

"Toen-tsain'ny fiombonana sy fankasitrahana noho ny lalana nodiavina"

2025/09/22

Ny sorona masina fanokafana ny jobily, ankohonam-piainana Fanantenana, ankohonam-piainan’ireo mpianatra, dia nankalazaina tao amin'ny paroasy Notre dame de Suffrage, Soanierana, teo anatrehan'ny mpiara-miombona antoka, sy ireo mpino.

"Toen-tsain'ny fiombonana sy fankasitrahana noho ny lalana nodiavina" - Lire la suite…