Vaovao farany — Malagasy

Aller au contenu. | Aller à la navigation

Outils personnels

Vaovao farany

27 desambra 2025, TSY AMPY NY ANDRO IRAY MBA HIAINA FOTOANA MIAVAKA

2026/01/18

Ny maseran’i Kristy ao amin'ny faritra AURA, 'Auvergne-Rhône-Alpes', dia hahatsiaro ela ny fidirana amin'ny Taon- Jobily faha-50 taonany amin'ny 27 desambra 2025!

27 desambra 2025, TSY AMPY NY ANDRO IRAY MBA HIAINA FOTOANA MIAVAKA - Lire la suite…

Andro fanofanana isan-taona ho an'ireo Maseran'i Kristy sy ny mpiara-miombon’antoka an’ i Chili

2026/01/16

Tamin'ny Novambra 2025, nihaona ny Maseran’i Kristy sy ny Laika mpiara-miombon’antoka an’ i Chili mba hiaina ny fivoriana fanofanana isan-taona.

Andro fanofanana isan-taona ho an'ireo Maseran'i Kristy sy ny mpiara-miombon’antoka an’ i Chili - Lire la suite…

Fiofanana mitohy FARITANIN'I MADAGASIKARA

2025/12/10

"Mandray anjara amin'ny iraka ampanaovin'i Kristy", no ampahany fahatelo amin'ny fitarihana ao amin'ny Sapitra Ankapobeny faha-9 2022.

Fiofanana mitohy FARITANIN'I MADAGASIKARA - Lire la suite…

Fanomezana iraka ad-extra, 2025

2025/12/06

… hijoro ho vavolombelona sy hanambara amin'ny fiainantsika rehetra fa i Kristy no: FITSIPIKA SY MPANAKANTO NY FIRAISANA (C.3)

Fanomezana iraka ad-extra, 2025 - Lire la suite…

Fampiofanana vonjy taitra, Juniorat 2025-2026

2025/12/05

Ity fiofanana ity dia hanampy azy ireo betsaka rehefa miatrika olona ao anatin'ny toe-javatra vonjy taitra sy tandindonin-doza izy ireo.

Fampiofanana vonjy taitra, Juniorat 2025-2026 - Lire la suite…

Jobilin’ny fiainana voatokana

2025/11/24

Ny 6 sy 7 septambra, nahatratra 1000 teo ho eo izahay taty Parisy, avy amin'ny lafivalon'i Frantsa. Ity jobily nasionaly ity, mifandraika amin'ny Taona masina nirian'i Papa Fransoa, dia nampivondrona ny fiantsoana maro.

Jobilin’ny fiainana voatokana - Lire la suite…

Fankalazana ny Jobilin-dry masera Lydie sy Michèle

2025/11/19

Nanao fanekempihavanana tamin'i Kristy, tamin'ny Fikambanana ary tamin'ny Fiangonana ny rahavavintsika roa. Eto anatrehantsika, izy ireo no hanavao ny fanolorantenany.

Fankalazana ny Jobilin-dry masera Lydie sy Michèle - Lire la suite…

Antso. Safidim-piainana. Hafaliana nozaraina.

2025/10/28

Masera 7 ny Fikambanan-dry Maseran’i Kristy, an’ny provinsin’ i Madagasikara no nanonona ny voady mandrakizay tao Antsirabe ny 27 jolay 2025.

Antso. Safidim-piainana. Hafaliana nozaraina. - Lire la suite…

"Toen-tsain'ny fiombonana sy fankasitrahana noho ny lalana nodiavina"

2025/09/22

Ny sorona masina fanokafana ny jobily, ankohonam-piainana Fanantenana, ankohonam-piainan’ireo mpianatra, dia nankalazaina tao amin'ny paroasy Notre dame de Suffrage, Soanierana, teo anatrehan'ny mpiara-miombona antoka, sy ireo mpino.

"Toen-tsain'ny fiombonana sy fankasitrahana noho ny lalana nodiavina" - Lire la suite…

Toy ny fitombon’ ny hafaliana rehefa zaraina !

2025/09/07

Ity andro ity dia fotoana iray hanitatra ny toerana misy ny tranolaintsika, hahatsapantsika fa anisan'ny Vatana iray ihany, misokatra ho an'ireo manodidina antsika.

Toy ny fitombon’ ny hafaliana rehefa zaraina ! - Lire la suite…

Fanombohana mahafinaritra feno finoana, fanantenana ary fankasitrahana!

2025/09/01

Tao amin'ny toriteniny, ny Kardinaly CHOMALI dia nanasongadina ny asa manan-danja ataon-dry maseran'i Kristy eto amin'izao tontolo izao, indrindra fa aty Chili, nisaotra azy ireo tamin'ity asa fanompoana ity izy ary namporisika azy ireo hanohy haharitra amin'ny asa fitoriana sy fitoriana ataony

Fanombohana mahafinaritra feno finoana, fanantenana ary fankasitrahana! - Lire la suite…

Fankalazana ny fahadimampolo taonan'ny maseran'i Kristy

2025/08/27

Fotoana mahery vaika ny fankalazana, izay nanehoan'ny hira sy ny vavaka ny firaisankina sy ny fanoloran-tenanay hiara-hiaina.

Fankalazana ny fahadimampolo taonan'ny maseran'i Kristy - Lire la suite…

Fahatsiarovana ny tantara iombonantsika sady fisaorana an’Andriamanitra

2025/08/22

Ny Fanahin'Andriamanitra dia eo amintsika mandrakariva... Manana zavatra tsy ampoizina ho antsika ny Fanahy Masina! Ny fisainan'Andriamanitra sy ny fitiavany dia tsy ho levona na oviana na oviana... Ny Fanahy Masina dia ho eo amin'ny dingana rehetra, mamporisika anareo mandrakariva amin'ny zava-baovao...

Fahatsiarovana ny tantara iombonantsika sady fisaorana an’Andriamanitra - Lire la suite…

« Mpivahinin’ny fanantenana », lohahevitry ny pelerinazy nasionaly

2025/07/27

« Mpivahinin’ny fanantenana », manasa ny kristianina hiaina ao anatin’ny fanantenana ity lohahevitra ity, araka ny hafatra navelan’i Papa Fransoa.

« Mpivahinin’ny fanantenana », lohahevitry ny pelerinazy nasionaly - Lire la suite…

Fankalazana ny Jobily nataon'i rahavavy Delfina, 60 taona niainana ny maha relijiozy

2025/07/24

Dia tena nampihetsi-po tokoa ny fijoroana ho vavolombelona ny fitiava amam-paharetanan’i Delfina, amin’ny antson'ny Tompo

Fankalazana ny Jobily nataon'i rahavavy Delfina, 60 taona niainana ny maha relijiozy - Lire la suite…

ODETTE: ZAVA-BAOVAO AO AMIN'NY NOVISIA

2025/06/07

Masera Emerentienne, lehibe Jeneraly ato amin’ny Fikambanan-dry maseran'i Kristy, dia nandray an'i Odette ho novisy tamin-kafanam-po sy hatsaram-panahy. Ity fandraisana ity dia maneho ny fanombohan'ny dingana vaovao...

ODETTE: ZAVA-BAOVAO AO AMIN'NY NOVISIA - Lire la suite…

Mivavaka amin'ny Fanompoam-pivavahana mitataovovonana any amin'ny hopitaly?

2025/04/15

Ny mivavaka amin'ny ora masina ao amin'ny hopitaly dia ny mahatsiaro fa i Kristy dia tena eo amin'ity toerana ity miaraka amintsika, dokotera, mpikarakara, mpiasan'ny fitantanana na marary.

Mivavaka amin'ny Fanompoam-pivavahana mitataovovonana any amin'ny hopitaly? - Lire la suite…

Miaina ny Misterin'ny Fanomezam-Pahasoavana

2025/03/13

Ny fanalahidin'ny foko dia nosokafan'Andriamanitra tamin'ny vavaka rehetra nataon'ny ankohonam-piainana misy hay

Miaina ny Misterin'ny Fanomezam-Pahasoavana - Lire la suite…

Fankalazana ny fahazato taonan'i masera Susanna Testa, Italiana

2025/03/12

100 taona sy 82 taona ny maha relijiozy an’i masera Susanna Testa. Antin’izany dia vahoaka marobe no nandray anjara ho mariky ny fankasitrahana sy ny fitiavana…

Fankalazana ny fahazato taonan'i masera Susanna Testa, Italiana - Lire la suite…

Maseran'i Kristy sy ireo mpiara-miombon’antoka aminy amin'ny asa fitoriana tany Graneros

2025/02/28

Masera Mirella Riquelme, Maria Angelica Coloma, Anita Rojas ary Pilar Zamorano niomana ho amin'ny asa fitoriana ny sabotsy 19 Ôktôbra 2024 tao amin'ny ankohonam-piainan'i Graneros.

Maseran'i Kristy sy ireo mpiara-miombon’antoka aminy amin'ny asa fitoriana tany Graneros - Lire la suite…

Dia fianarana nataon’ny mpianatra L2 amin’ny serasera, tany Tsiroanomandidy

2025/02/27

Ny mpianatra ao amin’ny L2, an’ny sekoly amabratonga ambony momba ny Fampahalalana vaovao sy ny Serasera (SAMIS-ESIC), Masindahy Misely Amparibe dia nandalo 8 andro tamin’ ny dia fianarana tany Tsiroanomandidy, nanomboka ny 05 hatramin’ ny 14 aogositra 2024. SAMIS-ESIC dia oniversite izay ianaran’i masera Nordine Faria.

Dia fianarana nataon’ny mpianatra L2 amin’ny serasera, tany Tsiroanomandidy - Lire la suite…

Mpanao jobily 4 tany Bretagne

2025/02/17

Jobily tao Merdrignac andry masera Anne Marie sy Madeleine, nanavao ny voady izy ireo taorian’ny 70 taona nanononana azy ! Masera Marie Etienne sy Christiane, taorian’ny 60 taona ny fiainana maha relijiozy azy ireo !

Mpanao jobily 4 tany Bretagne - Lire la suite…

Jobily tany Haute-Loire

2025/01/27

masera Sylvia, Margueritte ary Christine dia nankalaza ny jobily volafotsy, izay efa 25 taona sahady.

Jobily tany Haute-Loire - Lire la suite…

NY FITOMBOAN'NY FANOMEZAM-PAHASOAVAN'NY SOEURS DU CHRIST

2024/12/11

Fandraisana ny mpiombon’antoka voalohany, Ray Paul Gaël, mba hiaina ny Fanomezam-pahasoavan’ny Soeurs du Christ ato amin'ny delegasiona ny Kamerona.

NY FITOMBOAN'NY FANOMEZAM-PAHASOAVAN'NY SOEURS DU CHRIST - Lire la suite…

Voady voalohany nataon'ireo Soeurs du Christ teto Madagasikara tamin'ny 2024

2024/12/04

Faly ny Provinsian' i Madagasikara mandray azy 9 mirahavavy nanao fanoloran-tena ato amin’ny Fikambanan'ny Soeurs du Christ.

Voady voalohany nataon'ireo Soeurs du Christ teto Madagasikara tamin'ny 2024 - Lire la suite…

Avy amin´ny Kôminôten’ny Rome Fifaliana, fifaliana, fifaliana ...fanantenana

2024/11/26

Tao amin' ny kôminôten' ny Roma, ny 17 ka hatramin' ny 22 jiona 2024: hafalianan' ny fandraisana...hafalian' ny fijoroana ho vavolombelona... hafalian' ny fifampizarana...ary fanantenana izay teraka...

Avy amin´ny Kôminôten’ny Rome Fifaliana, fifaliana, fifaliana ...fanantenana - Lire la suite…