Malagasy

Aller au contenu. | Aller à la navigation

Outils personnels

Résultats de recherche

Il y a 320 éléments qui correspondent à vos termes de recherche.
Filtrer les résultats
Type d'élément













Éléments créés depuis



Trier par pertinence · date (le plus récent en premier) · alphabétiquement

Fandalovan'ireo masera tanora malagasy aty Erôpa

Dia hafaliana ho antsika indray ny fahatongavan'ireo masera tanora malagasy mpihofana amin'ity taona ity. Tonga tamin'ny 12 janoary izy ireo ary hijanona eto Frantsa mandritry ny 5 volana.

Rattaché à Tahiri / Misongadina

JEAN EUDES (1601 – 1680)

Jiro manazava ny dianay Tamin'ny batemy, ny olona rehetra dia antsoina ho amy ny fahamasinan'Andriamanitra izay nanao fanekem-pihavanana taminy.

Rattaché à Tahiri / Iza moa izahay ?

VINCENT DE PAUL ( 1581 – 1660)

Jiro manazava ny dianay Tsy miteny afa-tsy zavatra iombonana Andriamatoa Vincent...fa ny asa mivantana sy ny fomba fiteny no nasandrany avo.

Rattaché à Tahiri / Iza moa izahay ?

FRANCOIS DE SALES (1567 – 1622)

Jiro manazava ny dianay Tsy oha-pitondran-tena alain-tahaka aloha i Kristy. Ao Aminy izahay dia ho toy “ny rantsan-kazo ho an'ny hazo”, toy “ny ony ho an'ny renirano”.

Rattaché à Tahiri / Iza moa izahay ?

IGNACE DE LOYOLA (1491- 1556)

Jiro manazava ny dianay « Mitady sy mahita an'Andriamanitra ao amin'ny zava-drehetra »

Rattaché à Tahiri / Iza moa izahay ?