ASAN'I MASERA LYDIE EO ANIVON'IREO MPIFINDRA MONINA SY IREO GADRA POLITIKA — Malagasy

Aller au contenu. | Aller à la navigation

Outils personnels

ASAN'I MASERA LYDIE EO ANIVON'IREO MPIFINDRA MONINA SY IREO GADRA POLITIKA

Ny tanjona tamin'izany moa dia hanampy sy hampivelatra azy ireo amin'ny fihevenana ny maha izy sy izay mahasoa ny tena, fototra mahasoa ny maha olona manokana sy hianarany mandray an-tanana ny fiainany.

Ny 2 sy 30 septambra 2012 lasa teo, i masera Lydie sy mpanao asa an-tsitra-po roa ao anatin’ny tarika mpitantana ara-pisikolojia ny « Citoyen Global », iandraiketan’ny zezoita, ireo mpifindra monina sy gadra politika dia nanome fihofanana momba ny « fiheverana ny maha izy sy ny mahasoa ny tena » ho an’ireo mpifindra monina izay ao anatin´ny mpitantana nyfanofana trano ao Virgen del Carmen, boriborin-tanin’ny Recolta.
Nozaraina tamin’izy ireo ny atotantaratasy, hitehirizany ireo fitaovana nomena azy. Izany dia nanampy sy nintantana azy ireo amin’ny fidirana amin’ny fangalam-bolon-tanin’i Chili sy manampy hampivoatra ny fari-piainany.


1migrants.jpg

 

2migrants.jpg

 

3migrants.jpg