Ny fanirahana anay — Malagasy

Aller au contenu. | Aller à la navigation

Outils personnels

Ny fanirahana anay

Ny kôminôte-nay dia mivondrona sy irahina mba hiaina ny fanirahana eo anivon'izao tontolo izao : famantarana ny fiombonana izay natombok'i Kristy eo amin'ny olombelona.

    Ho eo anivon’ny fiainan’ny olona , indrindra amin’izay mampijaly azy mampifandona sy mampisara-bazana azy. Const. XXVII

Manao izay hahazoana, mahay manavaka sy mampitombo ny tsimoky ny fiombonana sy ny fanantenana efa ao amin’ny toe-piainan’ny olombelona. Const. XXVII

Ary amin’izay dia mitory an’i Jesoa Kristy, Làlan’ny fampihavanana sy fampiombonana.
Const. XXVII

 

Mba hahafantarana misimisy kokoa...