Ny 22 desambra 2012, nankalaza fety ny paroasin'i Masindahy Laurent-n'i Longavi : solontenan'ny fiangonana maro avy any ambanivohitra, mponin'I Longavi, solontenan'ny relijiozin'ny faritra, ny “Associés”- n'i Longavi ary ny ampahany maro tamin'ny Soeurs du Christ teo amin'ny Provinsy no niara-niangona nisaotra an'Andriamanitra noho ny 25 taona nipetrahan'ny Soeurs du Christ teo amin'ny kôminina.
Rattaché à
Tahiri
/
Misongadina
Nandritra ny taona, nasaina hifidy tao amin'ny Evanjely, izay lahateny manampy azy handalina ny toetran'i Jesoa amin'ny rehetra, indrindra ny fifaneraserana amin'ny hafa sy ny fifanampiana ny masera.
Rattaché à
Tahiri
/
Ny fanirahana anay
/
firenena
Hafaliana ho an'ny provinsy Erôpa ny mandray azy ireo. Tsy ho ela dia ho avy ihany koa ny masera iray kameronezy hanao ny andram -piainana iraisam-pirenena eto Frantsa sy Italia.
Rattaché à
Tahiri
/
Misongadina
Ny tanjona tamin'izany moa dia hanampy sy hampivelatra azy ireo amin'ny fihevenana ny maha izy sy izay mahasoa ny tena, fototra mahasoa ny maha olona manokana sy hianarany mandray an-tanana ny fiainany.
Rattaché à
Tahiri
/
Ny fanirahana anay
/
firenena
Ny sabotsy 20 oktobra, tanora maherin'ny 75000 no namakivaky ny lalana mirefy 27 km hatreo amin'ny moron-tsirak'i Chacabuco tonga any amin'ny toeram-pivanianana Mb Tersa de Los Andes.
Rattaché à
Tahiri
/
Ny fanirahana anay
/
firenena
Masera Françoise Caron, Filoha jeneralin'ny Fikambanan'ny Soeurs du Christ, nametraka ny rejiônaly masera Maria Luisa
sy ireo mpanolo-tsaina 3 : Masera Rillindis, Viviane ary Béatrice.
Ahitana ny endrika maha-iraisam-pirenena ny Fikambanana ity filan-kevitra ity : Siliana 1, Malagasy 2 ary Kameronezy 1.
Rattaché à
Tahiri
/
Misongadina
Taorian'ny tany Vézelay tamin'ny 2008, dia nihaona tany Mazille indray ny vondrona avy any Dordogne, Picardie, faritra Lyon. Nanamarika izany ny fifampizarana, vavaka, fiaraha-misakafo.
Rattaché à
Tahiri
/
Misongadina
Ny 15 may 2012 ao amin'ny 42 Rue des Volontaires, eto Paris no hanatontosana izany.
Rattaché à
Tahiri
/
Misongadina
ny 17 ka hatramin'ny 19 may hariva no hanaovana izany any Epernon
Rattaché à
Tahiri
/
Misongadina