Ny trano fandraisam-bahiny ao Roma — Malagasy

Aller au contenu. | Aller à la navigation

Outils personnels

Ny trano fandraisam-bahiny ao Roma

Dia miorina eo afovoan'ny toerana manatantaran'i Roma,

Anelanelan'i Basilikan'i"Sainte Marie Majeure" sy "Saint Jean de Latran",
Tsy lavitra ny "Colisée" sy ny "Place de Venise",
Mora ny fandehanana mankany raha avy eo amin'ny garan'i "Termini" (amin'ny bus na metrô)

contacts : 00185 Roma - Via Merulana, 174

Tel. 06.70.49.24.21

Fax 06.77.07.77.07

 

mg_0509 salon.jpg

Efitra misy fahitalavitra sy fisotroana kafe

 

mg_0522salle à manger.jpg

Efitra ho an'ny sakafo maraina.

 

mg_0578chambre.jpg

Maha-te-honina, misy fanatsarana maripana sy toerana fidiovana ny efitrano

mg_0476chapelle.jpg

Lasapely toeram-pivavahana sy fandinihana