Malagasy

Aller au contenu. | Aller à la navigation

Outils personnels

Résultats de recherche

Il y a 320 éléments qui correspondent à vos termes de recherche.
Filtrer les résultats
Type d'élément













Éléments créés depuis



Trier par pertinence · date (le plus récent en premier) · alphabétiquement

Tsarahasina -Port-Berge

Sekoly Masindahy Etienne Fampivoarana ara-plaraha-monina Fitsidihana ambanivohitra

Rattaché à Tahiri / Ny fanirahana anay / firenena

ANDRANA FANARAHAMBOLONTANY ETO MADAGASCAR

Anne Marie, tanora frantsay no mitantara ny diany voalohany eto Madagasikara, ao amin'ny Communauté iray-Soeurs du Christ.

Rattaché à Tahiri / Ny fanirahana anay / firenena

Faly nandray mpikambana vaovao ao amin'ny fikambanany ny Soeurs du Christ any amy faritra Cemeroun.

Ny marainan'ny 3 aogositre 2013 lasa teo tokoa mantsy i masera SHAVNYUY Yvette no nananao, an-kalahana sy an-kafaliana, ny voadin'ny Fahantrana, Fahadiovana ary Fanekena, mariky ny fanokanatenany hanara-dia akaiky kokoa an'i Kristy ato amin'ny Fikambanan'ny Soeurs du Christ.

Rattaché à Tahiri / Misongadina

VAOMIERAN'NY FAMPIANARANA SY FANABEAZANA ETO MADAGASCAR

Fiofanana fampisantarana ara-pedagojia, tao Ambatolampy izay nomen-dry Masera : Marie Luc, Jusitne Vololona, Josiane Lucette, Jacqueline, Lydia Soa, sy Rollande Emma. Natokana ho an'ireo maser vao nivoaka ny novisia, ireo tanora mpiantra asa, sy ny mpampianatra laika vaovao. Nosokafana ho an'ny fikambanana hafa ihany koa izy ity ka nahatratra 50 teo ny mpiofana.

Rattaché à Tahiri / Ny fanirahana anay / firenena

VAOMIERAN'NY FAMPIANARANA SY FANABEAZANA ETO MADAGASCAR

TENY FANEVA ENTINA MANDRITRY NY TAOM-PIANARANA 2013-2014 “Mitory ny vaovao mahafaly amin'ny fampianarana sy ny fanabeazana, ny ankizy sy ny kolontsainy. Entanim-pinoana mampirindra , manatsara ny fifandraisana ao amin'ny fanabeazana, hampijoro ny maha-olona manontolo ho tompon'andraikitra”

Rattaché à Tahiri / Misongadina

Rio de Janeiro

Nandray anjara tamin'ny Fihaonam-Ben'ny Tanora Eran-tany tany Rio de Janeiro Masera Emma. Nisidina ho any Brezila izy ny 19 jolay.

Rattaché à Tahiri / Ny fanirahana anay / firenena

Nanentana ny fihaonan'ny Fiombonam-paritry ny relijiozy ny kôminôte Longavi : niompana tamin'ny lohahevitra « Ekôlôjia ».

Relijiozy lahy sy vavy 17 avy amin'ny Fikambanana samihafa manerana ny distrika no nandray anjara.

Rattaché à Tahiri / Misongadina

KÔMINOTE Mahandraza-Tsiroanomandidy-Andranobe

ASAM-PANIRAHANA : Fampandrosoana amin'ny alalan'ny fiompiana sy fambolena.

Rattaché à Tahiri / Ny fanirahana anay / firenena

Akon'ny Jobily Volamenan'ny Kolejy Masimbavy Chantal-Soanierana

Ahoana indray ny fahatsapan'i Mendrika ny fizotry ny Fety ? Mitovy amin'izay efa voalaza teo aloha ihany fa saingy ny tiany nasongadina indrindra dia izao : “Nampiombona ny olon-drehetra tao anatin'ny hafaliana sy ny tsikitsiky ny Fety. Nanampy anay hiaina sy hanamafy ilay lohahevitra hoe : “FIANAKAVIANA MIHAVAO HATRANY”.

Rattaché à Tahiri / Misongadina

Ny trano fandraisam-bahiny ao Roma

Dia miorina eo afovoan'ny toerana manatantaran'i Roma,

Rattaché à Tahiri / Ny fanirahana anay / firenena