firenena
Fihaonan'ny Soeurs du Christ, Provinsin'i Chili, ny 8 janoary 2013
Nandritra ny taona, nasaina hifidy tao amin'ny Evanjely, izay lahateny manampy azy handalina ny toetran'i Jesoa amin'ny rehetra, indrindra ny fifaneraserana amin'ny hafa sy ny fifanampiana ny masera.
Ny trano fandraisam-bahiny ao Roma
Dia miorina eo afovoan'ny toerana manatantaran'i Roma,
KÔMINOTE Mahandraza-Tsiroanomandidy-Andranobe
ASAM-PANIRAHANA : Fampandrosoana amin'ny alalan'ny fiompiana sy fambolena.
Rio de Janeiro
Nandray anjara tamin'ny Fihaonam-Ben'ny Tanora Eran-tany tany Rio de Janeiro Masera Emma. Nisidina ho any Brezila izy ny 19 jolay.
VAOMIERAN'NY FAMPIANARANA SY FANABEAZANA ETO MADAGASCAR
Fiofanana fampisantarana ara-pedagojia, tao Ambatolampy izay nomen-dry Masera : Marie Luc, Jusitne Vololona, Josiane Lucette, Jacqueline, Lydia Soa, sy Rollande Emma. Natokana ho an'ireo maser vao nivoaka ny novisia, ireo tanora mpiantra asa, sy ny mpampianatra laika vaovao. Nosokafana ho an'ny fikambanana hafa ihany koa izy ity ka nahatratra 50 teo ny mpiofana.
ANDRANA FANARAHAMBOLONTANY ETO MADAGASCAR
Anne Marie, tanora frantsay no mitantara ny diany voalohany eto Madagasikara, ao amin'ny Communauté iray-Soeurs du Christ.
COMMUNAUTE D'ANDONAKAizay atao koa hoe AMBINANIROA
ANDONAKA izay atao koa hoe AMBINANIROA dia tanana iray eo amin'ny 470 km miala ny renivohitra ANTANANARIVO. Ao anaty lemaky izay lalovan'I Zomandao no mahatonga azy tena mahavokatra tokoa
Tsarahasina -Port-Berge
Sekoly Masindahy Etienne Fampivoarana ara-plaraha-monina Fitsidihana ambanivohitra
