Malagasy

Aller au contenu. | Aller à la navigation

Outils personnels

Résultats de recherche

Il y a 314 éléments qui correspondent à vos termes de recherche.
Filtrer les résultats
Type d'élément













Éléments créés depuis



Trier par pertinence · date (le plus récent en premier) · alphabétiquement

Vincent de Paul (1581 – 1660)

Tsy miteny afa-tsy zavatra iombonana Andriamatoa Vincent…fa ny asa mivantana sy ny fomba fiteny no nasandrany avo.

Rattaché à Inona no mitondra antsika / ny Ray am-panahy

FRANCOIS DE SALES (1567 – 1622)

Tsy oha-pitondran-tena alain-tahaka aloha i Kristy. Ao Aminy izahay dia ho toy “ny rantsan-kazo ho an’ny hazo”, toy “ny ony ho an’ny renirano”.

Rattaché à Inona no mitondra antsika / ny Ray am-panahy

HATRAMIN’NY SEPTAMBRA 2022 : MANOMBOKA MIASA KOMINOTE VAOVAO ANY NGOVAYANG

Mbola manify ny fitaovana fa ry masera kosa mavitrika. Ny asa voalohany dia ny fanentanana ny olona ny maha-zava-dehibe ny tobi-pahasalamana ho an’ny ainy.

Rattaché à Ny tetikasantsika

Mivavaka amin'ny Fanompoam-pivavahana mitataovovonana any amin'ny hopitaly?

Ny mivavaka amin'ny ora masina ao amin'ny hopitaly dia ny mahatsiaro fa i Kristy dia tena eo amin'ity toerana ity miaraka amintsika, dokotera, mpikarakara, mpiasan'ny fitantanana na marary.

Rattaché à Ny toeram-piasantsika / EOROPA

ny fizarana marina miaraka amin'ny rahavavy

“Raha mijaly ny momba ny tena iray, dia miara-mijaly avokoa izay rehetra momba ny tena; raha omem-boninahitra ny rantsambatana iray, dia samy miara-mifaly aminy avokoa. » 1 Korintiana 12, 26

Rattaché à Ny toeram-piasantsika / CAMEROUN / Voairaka hanompo ny fiombonana...

Fankalazana ny Jobilin-dry masera Lydie sy Michèle

Nanao fanekempihavanana tamin'i Kristy, tamin'ny Fikambanana ary tamin'ny Fiangonana ny rahavavintsika roa. Eto anatrehantsika, izy ireo no hanavao ny fanolorantenany.

Rattaché à 1976 - 2026: Jobily faha 50 taona / Europe

Miaina ny Misterin'ny Fanomezam-Pahasoavana

Ny fanalahidin'ny foko dia nosokafan'Andriamanitra tamin'ny vavaka rehetra nataon'ny ankohonam-piainana misy hay

Rattaché à Ny toeram-piasantsika / EOROPA

Dia fianarana nataon’ny mpianatra L2 amin’ny serasera, tany Tsiroanomandidy

Ny mpianatra ao amin’ny L2, an’ny sekoly amabratonga ambony momba ny Fampahalalana vaovao sy ny Serasera (SAMIS-ESIC), Masindahy Misely Amparibe dia nandalo 8 andro tamin’ ny dia fianarana tany Tsiroanomandidy, nanomboka ny 05 hatramin’ ny 14 aogositra 2024. SAMIS-ESIC dia oniversite izay ianaran’i masera Nordine Faria.

Rattaché à Ny toeram-piasantsika / MADAGASIKARA