Vaovao farany — Malagasy

Aller au contenu. | Aller à la navigation

Outils personnels

Vaovao farany

Ny sasany amin'ireo fiainana ao amin'ny vondrom-piarahamonina Polignac

2024/11/07

Fihaonana am- pirahalahiana tao anatin' ny hafaliana sy fifampizarana. Ny rehetra sy mandray anjara amin' ny fo.

Ny sasany amin'ireo fiainana ao amin'ny vondrom-piarahamonina Polignac - Lire la suite…

"ENY" AMIN’NY TOMPO"

2024/09/23

Shiron, Yolande ary Jacqueline día nanolo-tena tamin'ny fanaovana "Eny", tahaka an'i Maria Virjiny tamin'ny Tompo, ato amin’ny fikambanantsika Soeurs du Christ.

"ENY" AMIN’NY TOMPO" - Lire la suite…

«FIVERENANA AN-DOHARANO 2024» Notsoahina avy amin'ny teny fiarahabana

2024/06/29

Fandraisan’ny Filan-kevitra Jeneraly andry masera Véronique, Vivienne, Vitale, Schinina, Prudence, Patience ary Angéline, teratany kamerone sy malagasy.

«FIVERENANA AN-DOHARANO 2024» Notsoahina avy amin'ny teny fiarahabana - Lire la suite…

VOADY VOALOHAN’NY RELIGIOZY

2024/06/14

Ny Soeurs du Christ ato amin’ny Delegasionan’ i Cameroun día faly hankalaza ny voady voalohan’ ny novisy: JACQUELINE, SHIRON ATEM et YOLANDE REINE

VOADY VOALOHAN’NY RELIGIOZY - Lire la suite…

FANKALAZANA NY JOBILY faha -25 sy faha-70 TAONA MAHA-RELIJIOZY

2024/06/11

Nankalazain’ny delegasionan’i CHILI tamin’ny Alahady 14 aprily 2024 ny jobily faha - 25 taona maha-relijiozy an’i Marie Emma Espérance sy ny faha- 70 taona maha- relijiozy andry Masera Mirella sy María de los Angeles.

FANKALAZANA NY JOBILY faha -25 sy faha-70 TAONA MAHA-RELIJIOZY - Lire la suite…

Fankalazana ny jobily faha 50 taonan’ny naha-relijiozy azy sr. Jeanine Couffin

2024/06/09

Nankalaza ny faha-50 taonan’ny naha-relijiozy azy Sr. Jeanine Couffin, nanotrona azy tamin’izany ny ankohonam-piainana misy azy sy ireo masera avy amin’ny akohonam-piainana akaiky anay indrindra dia ry masera Thérèse Quoc avy amin’ny akohonam-piainana Sainte Sigolène sy Sr. Monique Monceau, avy ao amin'ny akohonam-piainana Retournac.

Fankalazana ny jobily faha 50 taonan’ny naha-relijiozy azy sr. Jeanine Couffin - Lire la suite…

ANDRON’NY SEKOLY AMBONY ZEZOITA

2024/06/02

Nankalazaina ny 21 sy 22 marsa 2024 teny Bevalala ny andron’ny oniversite Zezoita eto Madagasikara (U- Magis) . Misy sampam-pianarana maro ity sekoly ity. Mianatra ao amin’ny sampam-pianarana serasera (SAMIS-ESIC) I masera Nordine Faria.

ANDRON’NY SEKOLY AMBONY ZEZOITA - Lire la suite…

JOURNEE DE L’EES-CATHO – 4EME EDITION

2024/04/11

Tontosa ny Talata 13 Febroary 2024, lasa teo, ny andron’ny sekoly ambony katolika eto Madagasikara (EES-CATHO). Lohahevitra...: « Aoka mba ho fanasina sy fahazavana ny mpianatry ny sekoly ambony katolika, eny amin’ny sehatra rehetra misy azy »

JOURNEE DE L’EES-CATHO – 4EME EDITION - Lire la suite…

HATRAMIN’NY SEPTAMBRA 2022 : MANOMBOKA MIASA KOMINOTE VAOVAO ANY NGOVAYANG

2023/06/19

Mbola manify ny fitaovana fa ry masera kosa mavitrika. Ny asa voalohany dia ny fanentanana ny olona ny maha-zava-dehibe ny tobi-pahasalamana ho an’ny ainy.

HATRAMIN’NY SEPTAMBRA 2022 : MANOMBOKA MIASA KOMINOTE VAOVAO ANY NGOVAYANG - Lire la suite…

Septambra 2022 : kôminote iray vaovao miorina ao amin’ny hôpitalin’ny Ngovayang (KAMERONA)

2022/09/21

Mgr Damase ATANGANA, evekan’i KRIBI Atsimon’i Cameroun, nanao antso maika tamin’ny Fikambanantsika izy mba hiandraikitra ny hôpitalin’ny Diosezy any ambanivohitry NGOVAYANG, anivon’ny ala mikitroka faritra Atsimon’i Cameroun. 95 km avaratra atsinanan’i Kribi renivohitry ny Diosezy.

Septambra 2022 : kôminote iray vaovao miorina ao amin’ny hôpitalin’ny Ngovayang (KAMERONA) - Lire la suite…

2022 : FISOKAFAN’NY AMBARATONGA FAHAROA ANDONAKA

2022/09/15

Raha tsy nisy firaisan-kina dia voatery najanona ny taona, 2021... noho ny valanaretina Covid sy loza voajanahary isan-karazany (rivo-doza, hain-tany…)

2022 : FISOKAFAN’NY AMBARATONGA FAHAROA ANDONAKA - Lire la suite…

CHILI : Nofy sy fanantenana tontolo mendrika no vinan’ny mpanabe

2022/06/20

"Ny fanabeazana no fiadiana mahery vaika afaka ampiasainao hanovana izao tontolo izao " (Nelson Mandela)

CHILI : Nofy sy fanantenana tontolo mendrika no vinan’ny mpanabe - Lire la suite…

KAMERONA « Miditra amin’ny fifandraisana amin’ny andaniny sy ankilany »

2022/06/20

Na inona na inona ataontsika , raha eo anivon’ny fiainantsika i Jesoa dia mahary fifandraisana mifanojo isika ary misy dikany ny fanokanantenantsika.

KAMERONA « Miditra amin’ny fifandraisana amin’ny andaniny sy ankilany » - Lire la suite…

ny fizarana marina miaraka amin'ny rahavavy

2022/06/16

“Raha mijaly ny momba ny tena iray, dia miara-mijaly avokoa izay rehetra momba ny tena; raha omem-boninahitra ny rantsambatana iray, dia samy miara-mifaly aminy avokoa. » 1 Korintiana 12, 26

ny fizarana marina miaraka amin'ny rahavavy - Lire la suite…

59éme JOURNÉE MONDIALE DE PRIÈRE POUR LES VOCATIONS 2022

2022/05/07

Appelés à construire la famille humaine Nantsoina hanorina ny fianakavian’olombelona - Sombin'ny hafatry ny Papa François (amin'ny teny frantsay)

59éme JOURNÉE MONDIALE DE PRIÈRE POUR LES VOCATIONS 2022 - Lire la suite…

MADAGASIKARA : Tantaran’i Synthia

2022/02/28

KôminôteAmbatolampy – Accueil (MADAGASIKARA) - andram-pitsanganan-ko velona io ho an’ilay fiainakaviana, Tantaran’i Synthia : rehefa mivory dia afaka manao fahagagana!

MADAGASIKARA : Tantaran’i Synthia - Lire la suite…

FRANTSA : Masera Pascale

2022/02/23

toy ny ‘’tady mampifandray’’

FRANTSA : Masera Pascale - Lire la suite…

Kôminôten’ny masera zoky ‘Bethanie’ ao Ambatolampy

2022/04/10

Mizara, làlana iray mankamin’ny fiombonana bebe kokoa … Manoro antsika ny làlana ireo masera zokintsika…

Kôminôten’ny masera zoky ‘Bethanie’ ao Ambatolampy - Lire la suite…