HATRAMIN’NY SEPTAMBRA 2022 : MANOMBOKA MIASA KOMINOTE VAOVAO ANY NGOVAYANG — Malagasy

Aller au contenu. | Aller à la navigation

Outils personnels

HATRAMIN’NY SEPTAMBRA 2022 : MANOMBOKA MIASA KOMINOTE VAOVAO ANY NGOVAYANG

MANATONA NY OLONA AMIN’NY TOERANA MISY AZY ...

Mbola manify ny fitaovana fa ry masera kosa mavitrika. Ny asa voalohany dia ny fanentanana ny olona ny maha-zava-dehibe ny tobi-pahasalamana ho an’ny ainy.

Mbola manify ny fitaovana fa ry masera kosa mavitrika. Ny asa voalohany dia ny fanentanana ny olona ny maha-zava-dehibe ny tobi-pahasalamana ho an’ny ainy. Taloha nampiasa zavamaniry ny olona ho fitsaboana ary maro no maty. Hatramin’ny nahatongavan-dry masera dia nandrisika ny olona izy ireo hanatona ny tobi-pahasalamana. Noho izany dia mila manatona azy ireo any amin’ny misy azy ry masera. Tsikelikely dia tsapany ny tombon-tsoa amin’ny fisian’ny tobi-pahasalamana ary manomboka tonga saingy vitsy no manana handoavana ny sara-pitsaboana..

MISAOTRA AMIN’NY FANOHANANAO MANAMPY ANAY HANOHY NY ASA