Ny vaovao rehetra
Jobily tany Haute-Loire
masera Sylvia, Margueritte ary Christine dia nankalaza ny jobily volafotsy, izay efa 25 taona sahady.
NY FITOMBOAN'NY FANOMEZAM-PAHASOAVAN'NY SOEURS DU CHRIST
Fandraisana ny mpiombon’antoka voalohany, Ray Paul Gaël, mba hiaina ny Fanomezam-pahasoavan’ny Soeurs du Christ ato amin'ny delegasiona ny Kamerona.
Voady voalohany nataon'ireo Soeurs du Christ teto Madagasikara tamin'ny 2024
Faly ny Provinsian' i Madagasikara mandray azy 9 mirahavavy nanao fanoloran-tena ato amin’ny Fikambanan'ny Soeurs du Christ.
Avy amin´ny Kôminôten’ny Rome Fifaliana, fifaliana, fifaliana ...fanantenana
Tao amin' ny kôminôten' ny Roma, ny 17 ka hatramin' ny 22 jiona 2024: hafalianan' ny fandraisana...hafalian' ny fijoroana ho vavolombelona... hafalian' ny fifampizarana...ary fanantenana izay teraka...
Ny sasany amin'ireo fiainana ao amin'ny vondrom-piarahamonina Polignac
Fihaonana am- pirahalahiana tao anatin' ny hafaliana sy fifampizarana. Ny rehetra sy mandray anjara amin' ny fo.
"ENY" AMIN’NY TOMPO"
Shiron, Yolande ary Jacqueline día nanolo-tena tamin'ny fanaovana "Eny", tahaka an'i Maria Virjiny tamin'ny Tompo, ato amin’ny fikambanantsika Soeurs du Christ.
«FIVERENANA AN-DOHARANO 2024» Notsoahina avy amin'ny teny fiarahabana
Fandraisan’ny Filan-kevitra Jeneraly andry masera Véronique, Vivienne, Vitale, Schinina, Prudence, Patience ary Angéline, teratany kamerone sy malagasy.
VOADY VOALOHAN’NY RELIGIOZY
Ny Soeurs du Christ ato amin’ny Delegasionan’ i Cameroun día faly hankalaza ny voady voalohan’ ny novisy: JACQUELINE, SHIRON ATEM et YOLANDE REINE
FANKALAZANA NY JOBILY faha -25 sy faha-70 TAONA MAHA-RELIJIOZY
Nankalazain’ny delegasionan’i CHILI tamin’ny Alahady 14 aprily 2024 ny jobily faha - 25 taona maha-relijiozy an’i Marie Emma Espérance sy ny faha- 70 taona maha- relijiozy andry Masera Mirella sy María de los Angeles.
Fankalazana ny jobily faha 50 taonan’ny naha-relijiozy azy sr. Jeanine Couffin
Nankalaza ny faha-50 taonan’ny naha-relijiozy azy Sr. Jeanine Couffin, nanotrona azy tamin’izany ny ankohonam-piainana misy azy sy ireo masera avy amin’ny akohonam-piainana akaiky anay indrindra dia ry masera Thérèse Quoc avy amin’ny akohonam-piainana Sainte Sigolène sy Sr. Monique Monceau, avy ao amin'ny akohonam-piainana Retournac.
ANDRON’NY SEKOLY AMBONY ZEZOITA
Nankalazaina ny 21 sy 22 marsa 2024 teny Bevalala ny andron’ny oniversite Zezoita eto Madagasikara (U- Magis) . Misy sampam-pianarana maro ity sekoly ity. Mianatra ao amin’ny sampam-pianarana serasera (SAMIS-ESIC) I masera Nordine Faria.
JOURNEE DE L’EES-CATHO – 4EME EDITION
Tontosa ny Talata 13 Febroary 2024, lasa teo, ny andron’ny sekoly ambony katolika eto Madagasikara (EES-CATHO). Lohahevitra...: « Aoka mba ho fanasina sy fahazavana ny mpianatry ny sekoly ambony katolika, eny amin’ny sehatra rehetra misy azy »
HATRAMIN’NY SEPTAMBRA 2022 : MANOMBOKA MIASA KOMINOTE VAOVAO ANY NGOVAYANG
Mbola manify ny fitaovana fa ry masera kosa mavitrika. Ny asa voalohany dia ny fanentanana ny olona ny maha-zava-dehibe ny tobi-pahasalamana ho an’ny ainy.
HATRAMIN’NY SEPTAMBRA 2022 : MANOMBOKA MIASA KOMINOTE VAOVAO ANY NGOVAYANG
Mbola manify ny fitaovana fa ry masera kosa mavitrika. Ny asa voalohany dia ny fanentanana ny olona ny maha-zava-dehibe ny tobi-pahasalamana ho an’ny ainy.
Septambra 2022 : kôminote iray vaovao miorina ao amin’ny hôpitalin’ny Ngovayang (KAMERONA)
Mgr Damase ATANGANA, evekan’i KRIBI Atsimon’i Cameroun, nanao antso maika tamin’ny Fikambanantsika izy mba hiandraikitra ny hôpitalin’ny Diosezy any ambanivohitry NGOVAYANG, anivon’ny ala mikitroka faritra Atsimon’i Cameroun. 95 km avaratra atsinanan’i Kribi renivohitry ny Diosezy.
2022 : FISOKAFAN’NY AMBARATONGA FAHAROA ANDONAKA
Raha tsy nisy firaisan-kina dia voatery najanona ny taona, 2021... noho ny valanaretina Covid sy loza voajanahary isan-karazany (rivo-doza, hain-tany…)
2022 : fifidianana governemanta ankapobeny vaovao
Ny Fihaonambe faratampony 2-22 /08 / 2022 (L'Ile Blanche-FRANTSA)
CHILI : Nofy sy fanantenana tontolo mendrika no vinan’ny mpanabe
"Ny fanabeazana no fiadiana mahery vaika afaka ampiasainao hanovana izao tontolo izao " (Nelson Mandela)
KAMERONA « Miditra amin’ny fifandraisana amin’ny andaniny sy ankilany »
Na inona na inona ataontsika , raha eo anivon’ny fiainantsika i Jesoa dia mahary fifandraisana mifanojo isika ary misy dikany ny fanokanantenantsika.
KAMERONA : « Raha misy roa na telo mivory amin’ny anarako dia eo afovoany aho »
Tena zava-dehibe ny mahita indray ny fisian’ny Tompo...
ny fizarana marina miaraka amin'ny rahavavy
“Raha mijaly ny momba ny tena iray, dia miara-mijaly avokoa izay rehetra momba ny tena; raha omem-boninahitra ny rantsambatana iray, dia samy miara-mifaly aminy avokoa. » 1 Korintiana 12, 26
59éme JOURNÉE MONDIALE DE PRIÈRE POUR LES VOCATIONS 2022
Appelés à construire la famille humaine Nantsoina hanorina ny fianakavian’olombelona - Sombin'ny hafatry ny Papa François (amin'ny teny frantsay)
MADAGASIKARA : Tantaran’i Synthia
KôminôteAmbatolampy – Accueil (MADAGASIKARA) - andram-pitsanganan-ko velona io ho an’ilay fiainakaviana, Tantaran’i Synthia : rehefa mivory dia afaka manao fahagagana!
ASSOCIÉS PRETRA fikambanan’n'y soeurs du christ - MADAGASIKARA
Nanatanteraka ny fivoriany voalohany ny associés pretra ny 6 hatramin’ny 9 septambra 2021, tao amin’ny Providence Antsirabe.
FRANTSA : Masera Marie Jo
Ny tsiambaratelon’ny ‘’ mahay antitra’’ ? mamoha ny fo amin’ny mahakasika an’izao tontolo izao … sy miditra amin’ny ‘’Fanatontoloan’’ ny fo …
FRANTSA : Masera Marie Claire
Mampihavana : Fivoahana ihany koa amin’ny fitokana-monina, manampy hanana fiainana eo amin’ny fiaraha-monina
Cameroun : Masera Rillindis
"Amin’ny andraikitra tontosaiko dia manampy ny olona fotsiny aho mba hiara-miasa bebe kokoa"
TSINGERINTAONA FAHA -40 N'NY SOEURS DU CHRIST UNION MYSTERIUM CHRISTI
Ny tantaran'ny Fiombonantsika dia maka toerana eo amin'ny tantaran'ny an'ny vahoakan'Andriamanitra,ny Fiangonana...Misterin'ny Fanekem-pihavanana amin'Andriamanitra sy ny olombelona ao amin'i Kristy. Ny ezaka fampivondronana mba vitantsika dia fitaovana entiny hampandrosoana ny asany .... ‘HAMPIVONDRONA NY ZAVATRA REHETRA AO AMIN'NY FILOHA TOKANA : I KRISTY' (Eph. 1,10) (Lalàm-panorenana - Zava-niseho mpanorina)
