Provinsy MADAGASIKARA — Malagasy

Aller au contenu. | Aller à la navigation

Outils personnels

Provinsy MADAGASIKARA

ANDRANOBE : fampiroboroboana ny fambolena sy ny fiompiana

Fifandraisana :>>>> landyrivo15@gmail.com
taty MADAGASIKARA : Soeurs du CHRIST
101 AMPARIBE - ANTANANARIVO

Provinsy Madagasikara

Eo ambany fiandraiketan’ny Lehibe provinsialy Masera Marianne sy ny mpanolon-tsaina azy.  Ny lehibe provinsialy dia tendren'ny lihibe jeneraly miaraka amin'ny fanlatoavan'ny mpanolo-tsaina azy,

Miasa amina kôminôte  31 ry masera :

Eo anivon’ny fahasamihafan’ny fanomezam-pahasoavana dia samy mandray anjara amin’ny asam-panirahana, araka ny fahafahany ny tsirairay amin’ny vavaka sy ny asa na salama na marary’ (Lalamp 10)

  • fanabeazana hatrany amin’ny garabola ka hatrany amin’ny oniversite
  • pastoraly sy fanentanana ny fikambanana masina
  • fikarakarana ny marary any ambanivohitra sy any ambonivohitra
  • fampiroboroboana ny fambolena sy ny fiompiana
  • gazety / haino aman-jery / radio
  • asa ao ara-tsôsialy sy akaikin’ny kamboty ary ankizy mpirenireny teny an-dàlana

2021 Fametrahana ny kôminôte vaovaon’ Ampasimbe - FENERIVE EST (MADAGASIKARA)