firenena
Andavanandro tsotran'ny volana mey ao amin'ny Prieuré St Thomas, Epernon
Amin'ny fito ora maraina ny andro, injany mihirahira ao anaty saha ny voron-kely: “malakilakia, malakilakia ! ” Efa nandalo tokoa ingahy mpanao mofo. Manentoento eran'ny lalantsara ery ny mofo vao sy kafe.
Mission en Chiloé
Roa herinandro aho no tao amin`ny tany chilotas (mponina ao Chiloé), izy ireo dia Chiliana ihany fa kosa manana ny fahazarany sy ny fomba amampanaony manokana amin`ny fomba maro
COMMUNAUTÉ DE GRANEROS
Tonga teto Graneros ny 07 mars 2015 ny Soeurs du Crist, masera 4 mirahavavy no miombom-piainana ao amin´ny Communauté ny Graneros: María de los Angeles Mirella, Maria Elena, Nirina Nahafinaritra ny famdraisana , narahina sakafom-pianakaviana zay nomanin´ny, zobavin'i Masera Maria Elena Vega
