firenena
ANJOZOROBE Firotsahan'ny fivondronan'ny AMIF ho an'ny fampandrosoana
Hatramin'ny 9 taona, ny vondron'ny AMIF (Amitié Madagascar / Ile de France) mampiroborobo asa feno firaisan-kina miaraka amin'ny manam-pahefana ao an-toerana sy ny les Soeurs du Christ : ''Rano, aina''
ANJOZOROBE : Amin'ity fotoam-pahavaratra 2016 ity...
...solotsaina avy aty Frantsa no hapetrakin'ny mpiofana 3 ao amin'ny sekolin'ny injenera informatika... ''Misaotro !''
Marsa 2018 : vaovaon'ny asam-panirahanay aty ANDONAKA
ANDONAKA na ihany koa AMBINANIROA ANDONAKA dia tanàna eo amin'ny 470 km miala ny renivohitra ANTANANARIVO, ao amin'ny tany lemaka vakivakian'ny reniranon'i Zomandao izay mampalonaka azy.
2019 Voavoan'i (MADAGASIKARA)
>> AKON'NY FAHA-150 TAONAN'NY PAROASY MASINDAHY JOSEFA MAHAMASINA - ANTANANARIVO
