Marsa 2018 : vaovaon'ny asam-panirahanay aty ANDONAKA
ANDONAKA na ihany koa AMBINANIROA
ANDONAKA dia tanàna eo amin'ny 470 km miala ny renivohitra ANTANANARIVO, ao amin'ny tany lemaka vakivakian'ny reniranon'i Zomandao izay mampalonaka azy.
ANDONAKA dia tanàna eo amin'ny 470 km miala ny renivohitra ANTANANARIVO, ao amin'ny tany lemaka vakivakian'ny reniranon'i Zomandao izay mampalonaka azy.
- Noho ny fanohanana ara-bola amin’ny maha-mpirahavavy izay nisy efa 15 taona amin’ny sekoly Masina Maria Imakole , naorin-dry masera tamin’ny taon-jato XIXe any Villeurbanne akaikin’i LYON
- Noho ny fitaovana enti-mampianatra omen’ny fikambananna ‘EducQuaMada’
- ary noho ny firotsahan’ny mponina,
mahery noho ny fahasahiranana ny fiainana...