ANJOZOROBE Firotsahan'ny fivondronan'ny AMIF ho an'ny fampandrosoana — Malagasy

Aller au contenu. | Aller à la navigation

Outils personnels

ANJOZOROBE Firotsahan'ny fivondronan'ny AMIF ho an'ny fampandrosoana

Hatramin'ny 9 taona, ny vondron'ny AMIF (Amitié Madagascar / Ile de France) mampiroborobo asa feno firaisan-kina miaraka amin'ny manam-pahefana ao an-toerana sy ny les Soeurs du Christ : ''Rano, aina''

 Hatramin’ny 2004, nanomboka ny fifandraisana voalohany tamin’ny Ben’ny tanàna,
noho i Masera Sophie tao amin’ny kôminôten-dry masera ao Anjozorobe :

mr le maire avec sr sophie.jpg

Avy eo, hatramin’ny 2007, nirafitra tsikelikely ny fifandraisana mba hanatanterahana fanohanana hahafahana mampihatra tetik’asam-pandrosoana.


2007 sy 2008 teraka ny asa voalohany.


Izay no nanombohan’ny Fihavanana izay handray 10 taona izao!


Manadihady ny filàna, mamolavola ny tetik’asa miaraka amin’ny fanohanana sy ny firotsahan’ny mponina ao an-toerana ary ny mpamatsy vola-manara-maso sy manao tombana ara-potoana ny asa any an-toerana.
Izany no nahafahana nanatontosa tetik’asa nivoitra tamin’ny hoe :


''Rano, aina''

potager7.jpg

 

Tantarana tetik’asa iray (Vidéo 2014)
Asam panirahana Madagasikara 2015 (Vidéo)

2018: 10 taona ny firaisankina

Etsy ankilany, mamorona fifandraisam-piraisan-kina ireo tetik’asa madinika :

Nanomboka ny fifanakalozana an-taratasy tamin’ny kilasy faha-6 Kolejy Md Jozefa (Anjozorobe), tantanan’ny Soeurs du Christ, sy ny kilasy faha-6 Md Piera ao Brunoy (Frantsa). Nasiam-panatsarana ny tranon’ ireo kilasimandry Md Jozefa, nampivoatra ny zaridaina miaraka amin’ny AMIF ; mivelona amin’ny vokatry ny zaridaina azony izy ireo.
 

remise des ordinateurs (copier).jpg

 

 

Farany, solotsaina avy aty Frantsa no hapetrakin’ny mpiofana 3 ao amin’ny sekolin’ny injenera informatika mandritra nysuzanne 3 bis.jpg herinandro 6 amin’ity fotoam-pahavaratra 2016 ity....