"Mampitombo ny tsimoky ni fiombonana sy ny fanantenana efa eo amin'ny toe-piainan'ny olombelona... mitory an'i Jesoa Kristy, Lalan'ny FAMPIHAVANANA" (Fitsipi-Piainana)
Rattaché à
Iza moa isika?
/
Ny asam-panirahantsika
Fifandraisana Chili :>>>> mluisasc@yahoo.fr
Hermanas de Cristo Calle San Pedro, 328 La Florida SANTIAGO tel. 022 5037368
Rattaché à
Ny toeram-piasantsika
/
CHILI
Nankalazain’ny delegasionan’i CHILI tamin’ny Alahady 14 aprily 2024 ny jobily faha - 25 taona maha-relijiozy an’i Marie Emma Espérance sy ny faha- 70 taona maha- relijiozy andry Masera Mirella sy María de los Angeles.
Rattaché à
Ny toeram-piasantsika
/
CHILI
Ny sorona masina fanokafana ny jobily, ankohonam-piainana Fanantenana, ankohonam-piainan’ireo mpianatra, dia nankalazaina tao amin'ny paroasy Notre dame de Suffrage, Soanierana, teo anatrehan'ny mpiara-miombona antoka, sy ireo mpino.
Rattaché à
1976 - 2026: Jobily faha 50 taona
/
Madagasikara
"raisintsika ny aina, ny hafa, izao tontolo izao sy ny soaioaviny, tsy hoe mba hananana azy, fa toy ny fanomezana HOZARAINA."
Rattaché à
Slider