Ny marainan'ny 3 aogositre 2013 lasa teo tokoa mantsy i masera SHAVNYUY Yvette no nananao, an-kalahana sy an-kafaliana, ny voadin'ny Fahantrana, Fahadiovana ary Fanekena, mariky ny fanokanatenany hanara-dia akaiky kokoa an'i Kristy ato amin'ny Fikambanan'ny Soeurs du Christ.
Rattaché à
Tahiri
/
Misongadina
Miaraka izahay no mahatsapa ny fisiana sy ny asan'ny Fanahy Masina :
hery tsy nampoizina sy naha-verihevitra indraindray, izay hany tokana afaka mamondrona ny Fikambanana samy hafa fihaviana ao anatin'ny fanajana ny fahasamihafana ary ny fandraisana ny harem-panahin'ny tsirairay.
Rattaché à
Tahiri
/
Iza moa izahay ?
Dia hafaliana ho antsika indray ny fahatongavan'ireo masera tanora malagasy mpihofana amin'ity taona ity. Tonga tamin'ny 12 janoary izy ireo ary hijanona eto Frantsa mandritry ny 5 volana.
Rattaché à
Tahiri
/
Misongadina
Tsy isalasalana fa namela marika tsy hay fafana ny diany naharitra sy midadasika nandritra ny fotoana nandalovany tao amin'ny ankohonam-piaraha-monina Requegua, CHILI.
Rattaché à
1976 - 2026: Jobily faha 50 taona
/
Chili