Ny marainan'ny 3 aogositre 2013 lasa teo tokoa mantsy i masera SHAVNYUY Yvette no nananao, an-kalahana sy an-kafaliana, ny voadin'ny Fahantrana, Fahadiovana ary Fanekena, mariky ny fanokanatenany hanara-dia akaiky kokoa an'i Kristy ato amin'ny Fikambanan'ny Soeurs du Christ.
Rattaché à
Tahiri
/
Misongadina
Miaraka izahay no mahatsapa ny fisiana sy ny asan'ny Fanahy Masina :
hery tsy nampoizina sy naha-verihevitra indraindray, izay hany tokana afaka mamondrona ny Fikambanana samy hafa fihaviana ao anatin'ny fanajana ny fahasamihafana ary ny fandraisana ny harem-panahin'ny tsirairay.
Rattaché à
Tahiri
/
Iza moa izahay ?
Dia hafaliana ho antsika indray ny fahatongavan'ireo masera tanora malagasy mpihofana amin'ity taona ity. Tonga tamin'ny 12 janoary izy ireo ary hijanona eto Frantsa mandritry ny 5 volana.
Rattaché à
Tahiri
/
Misongadina
100 taona sy 82 taona ny maha relijiozy an’i masera Susanna Testa. Antin’izany dia vahoaka marobe no nandray anjara ho mariky ny fankasitrahana sy ny fitiavana…
Rattaché à
Ny toeram-piasantsika
/
EOROPA