Sœurs du Christ
-
Fisaorana noho ny fiainan'ny rahavavy Marie-Armelle
Tao anatin'ny faha-84 taonany izy, anisan'izany ny 62 taona fiainany ny maha relijiozy nomeny an'i Kristy sy ny Fiangonana.
- Madagasikara
-
Rahavavy May MAGENIS
Manambara amin’alahelo aminareo izahay ny fahalasanan'ny Rahavavy May MAGENIS, avy ao amin'ny ankohonam-piainana Sittingbourne, ny maraina teo, teo [...]
- Eoropa
-
Voalamina tsara ny fihatahana am-panahy nataon’ny relijiozy lahy sy vavy
Tamin'ny sabotsy 06 desambra 2025 lasa teo, nivory nanao fihatahana ara-panahy nandritry ny andro ireo relijiozy lahy sy vavy avy amin’ny faritra [...]
- Madagasikara
-
Nankalaza ny faha-49 taona izahay tamin’ny lamesa fanirahana ny Solontena sy ny ekipany aty Chili.
Ny 27 Desambra dia daty tena manan-danja ho an'ny Fikambanana. Rehefa mankalaza ny faha-49 taonan' ny Masera’i Kristy - Union Mysterium Christi isika [...]
- CHILI


