Ny Sœurs du Christ — Malagasy

Aller au contenu. | Aller à la navigation

Outils personnels

Ny Sœurs du Christ

...fikambanana sady tranainy no vaovao !

Ny zava-niseho mpanorina

nasesiky ny Fanahy Masina nankaherezin’ny Fiangonana ny fikambanana fito izay namaka nandritra ny taonjato telo dia nifanatona dieny 1967 mba hahatongavana amin’ilay FEDERASIONA ny taona 1969 ary NY FIOMBONANA ny taona 1976

  •     Maseran'ny la Croix n'i Saint Quentin,
  •     Maseran'ny la Croix n'i Paris,
  •     Maseran'ny la Croix n'i Puy,
  •     Maseran'ny la Croix n'i Marchienne,
  •     Maseran'ny Nativité de Notre-Seigneur,
  •    Maseran'ny Providence n'i Corenc
  •    sy Servantes du Christ-Roi  n'i Ablon,

Miaraka izahay no mahatsapa ny fisiana sy ny asan’ny Fanahy Masina : hery tsy nampoizina sy naha-verihevitra indraindray, izay hany tokana afaka mamondrona ny Fikambanana samy hafa fihaviana ao anatin’ny fanajana ny fahasamihafana ary ny fandraisana ny harem-panahin’ny tsirairay.

fanaovana vy-very ny aina ara-panahy naharitra 

Ny Sœurs du Christ

 fanomezana                                

 anarana                

antso mba ho

Vavolombelon’i Jesoa Kristy, loharanon’ny firaisana

Ny Fiombonanay dia maka toerana eo amin’ny tantaran’ ny Vahoakan’Andriamanitra, ny Fiangonana.

Amin’izay ny ezaka fampivondronana ataonay dia miditra amin’ny fikasan’Andriamanitra :

« Ny hanakapohana ny zavatra rehetra ho iray ao amin’ny Filoha tokana dia i Kristy » ( Ef. 1,10)