Sœurs du Christ
-
Jobily faha 50 taona ny Sœurs du Christ - Madagasikara
Ny Jobily nankalazana ny faha dimampolo taonan’ny Sœurs du Christ, Union Mysterium Christi ny 6, 7, 8 ary 9 aogositra 2026 tao Ambatolampy [...]
- Madagasikara
-
Rahavavy Susanna tamin'ny faha-102 taonany, Italia
Na dia mbola mitohy aza ny fifaliana amin'ny fankalazana ireo zava-nitranga teo amin'ny fiainana niaraka tamin'ny ankohonam-piainana misy azy [...]
- Europa
-
50 taonan'ny Sœurs du Christ - Faritra Eoropa
Ankoatra ny fankalazana ny Fiovan-tarehy an'i Jesoa Kristy Tompontsika, tamin'ny 6 Aogositra, dia nankalaza ny faha-50 taonan'ny fikambananay tao [...]
- Eoropa
-
FANKALAZANA NY 06 AOGOSITRA 2026 TAO NKONGSAMBA
Ny andron'ny Fiovan-tarehin'ny Tompontsika, dia natao ny faratampon'ny fankalazana ny faha-50 taonan'ny fisian'ny Fikambanan'ny Sœurs du Christ Union [...]
- kamerona


