Malagasy

Aller au contenu. | Aller à la navigation

Outils personnels

Résultats de recherche

Il y a 320 éléments qui correspondent à vos termes de recherche.
Filtrer les résultats
Type d'élément













Éléments créés depuis



Trier par pertinence · date (le plus récent en premier) · alphabétiquement

Faly nandray mpikambana vaovao ao amin'ny fikambanany ny Soeurs du Christ any amy faritra Cemeroun.

Ny marainan'ny 3 aogositre 2013 lasa teo tokoa mantsy i masera SHAVNYUY Yvette no nananao, an-kalahana sy an-kafaliana, ny voadin'ny Fahantrana, Fahadiovana ary Fanekena, mariky ny fanokanatenany hanara-dia akaiky kokoa an'i Kristy ato amin'ny Fikambanan'ny Soeurs du Christ.

Rattaché à Tahiri / Misongadina

Fampiofanana vonjy taitra, Juniorat 2025-2026

Ity fiofanana ity dia hanampy azy ireo betsaka rehefa miatrika olona ao anatin'ny toe-javatra vonjy taitra sy tandindonin-doza izy ireo.

Rattaché à 1976 - 2026: Jobily faha 50 taona / Fikambanana

Fanahy Masina

Miaraka izahay no mahatsapa ny fisiana sy ny asan'ny Fanahy Masina : hery tsy nampoizina sy naha-verihevitra indraindray, izay hany tokana afaka mamondrona ny Fikambanana samy hafa fihaviana ao anatin'ny fanajana ny fahasamihafana ary ny fandraisana ny harem-panahin'ny tsirairay.

Rattaché à Tahiri / Iza moa izahay ?

Fandalovan'ireo masera tanora malagasy aty Erôpa

Dia hafaliana ho antsika indray ny fahatongavan'ireo masera tanora malagasy mpihofana amin'ity taona ity. Tonga tamin'ny 12 janoary izy ireo ary hijanona eto Frantsa mandritry ny 5 volana.

Rattaché à Tahiri / Misongadina

FANDALOVAN’I RAHAVAVY ARMELLE RASOARIVELO TATY REQUEGUA 1996 - 2011

Tsy isalasalana fa namela marika tsy hay fafana ny diany naharitra sy midadasika nandritra ny fotoana nandalovany tao amin'ny ankohonam-piaraha-monina Requegua, CHILI.

Rattaché à 1976 - 2026: Jobily faha 50 taona / Chili

Fanitarana ny librairien’ny diosezy Ihosy

Amin’izao fotoana izao dia i Masera Kristy no miasa sy miandraikitra ny librairie.

Rattaché à 1976 - 2026: Jobily faha 50 taona / Madagasikara

FANKALAZANA NY 27 DESAMBRA 2025 HO AN'IREO ANKOHONAM-PIAINANA ROA AO AMIN'NY DIOSEZIN'I IHOSY

Niaina fotoam-pifaliana lehibe ny Fikambanantsika tamin'ny fankalazana ny fetin'ny 27 desambra, ny tsingerin-taona faha 49.

Rattaché à 1976 - 2026: Jobily faha 50 taona / Madagasikara