firenena
FIVANIANANA MASINA TANY AMIN'NY MB TERESA DE LOS ANDES
Ny sabotsy 20 oktobra, tanora maherin'ny 75000 no namakivaky ny lalana mirefy 27 km hatreo amin'ny moron-tsirak'i Chacabuco tonga any amin'ny toeram-pivanianana Mb Tersa de Los Andes.
ASAN'I MASERA LYDIE EO ANIVON'IREO MPIFINDRA MONINA SY IREO GADRA POLITIKA
Ny tanjona tamin'izany moa dia hanampy sy hampivelatra azy ireo amin'ny fihevenana ny maha izy sy izay mahasoa ny tena, fototra mahasoa ny maha olona manokana sy hianarany mandray an-tanana ny fiainany.
