Nankalazaina ny 21 sy 22 marsa 2024 teny Bevalala ny andron’ny oniversite Zezoita eto Madagasikara (U- Magis) . Misy sampam-pianarana maro ity sekoly ity. Mianatra ao amin’ny sampam-pianarana serasera (SAMIS-ESIC) I masera Nordine Faria.
Rattaché à
Ny toeram-piasantsika
/
MADAGASIKARA
Tontosa ny Talata 13 Febroary 2024, lasa teo, ny andron’ny sekoly ambony katolika eto
Madagasikara (EES-CATHO). Lohahevitra...: « Aoka mba ho fanasina sy fahazavana ny mpianatry ny sekoly ambony katolika, eny amin’ny sehatra rehetra misy azy »
Rattaché à
Ny toeram-piasantsika
/
MADAGASIKARA
Mbola manify ny fitaovana fa ry masera kosa mavitrika. Ny asa voalohany dia ny fanentanana ny olona ny maha-zava-dehibe ny tobi-pahasalamana ho an’ny ainy.
Rattaché à
Ny tetikasantsika
Prieuré Saint Thomas, trano fandraisana olona sy ivon-toerana ho an’ny ara-panahy n’ny Soeurs du Christ (FRANTSA). Nanaovana asa goavana ny 2005 fa mbola be no tsy vita indrindra mikasika ireo trano tranainy andraisana olona sahirana. Mamparefo ny fijerena ny ho avy ny fahavitsian’ny olona tonga vokatry ny valanaretina covid
Rattaché à
Ny tetikasantsika