Malagasy

Aller au contenu. | Aller à la navigation

Outils personnels

Résultats de recherche

Il y a 315 éléments qui correspondent à vos termes de recherche.
Filtrer les résultats
Type d'élément













Éléments créés depuis



Trier par pertinence · date (le plus récent en premier) · alphabétiquement

2016 Ny asa-panirahana any Chili

Janoary sy Febroary 2016 : niaraka izahay, nihaona sy nifampitafa tamin'ny olona, nanao fifampizarana ary fiaraha-mivavaka

Rattaché à Tahiri / Ny fanirahana anay

Voairaka hanompo ny fiombonana...

Amin'izay rehetra misy antsika dia ho ''famantarana ny fampifandraisana napetrak'i Kristy eo amin'ny olona... anatin'ny vahoaka sy ny Fiangonana... na salama na marary''... (Fitsipi-piainana 10)

Rattaché à Tahiri / Misongadina

Fanahy Masina

Miaraka izahay no mahatsapa ny fisiana sy ny asan'ny Fanahy Masina : hery tsy nampoizina sy naha-verihevitra indraindray, izay hany tokana afaka mamondrona ny Fikambanana samy hafa fihaviana ao anatin'ny fanajana ny fahasamihafana ary ny fandraisana ny harem-panahin'ny tsirairay.

Rattaché à Tahiri / Iza moa izahay ?

Ny harem-panahy

fomba manokana anarahan-dia an'i Jesoa Kristy... Tahaka ny fanomezam-pahasoavanay, ny fiainam-panahinay dia mipoitra avy amin'ny tantaram-pivondronanay.

Rattaché à Tahiri / Iza moa izahay ?