Mgr Damase ATANGANA, evekan’i KRIBI Atsimon’i Cameroun, nanao antso maika tamin’ny Fikambanantsika izy mba hiandraikitra ny hôpitalin’ny Diosezy any ambanivohitry NGOVAYANG, anivon’ny ala mikitroka faritra Atsimon’i Cameroun. 95 km avaratra atsinanan’i Kribi renivohitry ny Diosezy.
Rattaché à
Ny toeram-piasantsika
/
CAMEROUN
/
Voairaka hanompo ny fiombonana...
fomba manokana anarahan-dia an’i Jesoa Kristy…
Tahaka ny fanomezam-pahasoavanay, ny fiainam-panahinay dia mipoitra avy amin’ny tantaram-pivondronanay.
Rattaché à
Inona no mitondra antsika
Ny Delegasionan’i Chili mankalaza izao hetsika fankasitrahana izao miaraka amin’ny Fiangonana, ato amin’ny paroasn’i Graneros, ny alahady 23 aogositra 2026!
Rattaché à
1976 - 2026: Jobily faha 50 taona
/
Chili
Masera Mirella Riquelme, Maria Angelica Coloma, Anita Rojas ary Pilar Zamorano niomana ho amin'ny asa fitoriana ny sabotsy 19 Ôktôbra 2024 tao amin'ny ankohonam-piainan'i Graneros.
Rattaché à
Ny toeram-piasantsika
/
CHILI