"Sokafy ny masontsika hijery ny fahorian'izao tontolo izao, ny ratra... ary mahatsapa ho voaantso ve isika handre ny tarainan'izy ireo mitady fanampiana... "
Rattaché à
Tahiri
/
Misongadina
Ny 22 desambra 2012, nankalaza fety ny paroasin'i Masindahy Laurent-n'i Longavi : solontenan'ny fiangonana maro avy any ambanivohitra, mponin'I Longavi, solontenan'ny relijiozin'ny faritra, ny “Associés”- n'i Longavi ary ny ampahany maro tamin'ny Soeurs du Christ teo amin'ny Provinsy no niara-niangona nisaotra an'Andriamanitra noho ny 25 taona nipetrahan'ny Soeurs du Christ teo amin'ny kôminina.
Rattaché à
Tahiri
/
Misongadina
Hafaliana ho an'ny provinsy Erôpa ny mandray azy ireo. Tsy ho ela dia ho avy ihany koa ny masera iray kameronezy hanao ny andram -piainana iraisam-pirenena eto Frantsa sy Italia.
Rattaché à
Tahiri
/
Misongadina
Misy kristianina hafa miara-dia aminy mba hiaina araka ny Fanahy iray ao amin’ny Fikambanana. Rehefa tafiditra ao amin'ny fianakavian'ireo rahavavy izy ireo, antsoina hoe lahika mpiara-dia izy ireny.
Rattaché à
Mankany amin'ny safidin'ny fiainana
Ianaranay hiainana manokana amin’ny, ny hevitry ny famelan-keloka , ny fampihavanana, ary ny fitiavana, izao ho Vavolombelon’i Jesoa Kristy, loharanon’ny firaisana
Rattaché à
Mankany amin'ny safidin'ny fiainana