Niala an'i Frantsa ny taona 1961 hanatontosa ny asam-pitoriana any Madagasikara i masera Françoise Marie Rey
Nampianatra nadritra ny 11 taona izy avy eo niandraikitra ny masera tanora malagasy nandritra ny 17 taona. Hatramin'ny taona 1989 dia mikarakara ireo ankizy ao amin'ny trano fitaizana zaza kamboty Faratsiho izy.
Nahatratra ny faha-80 taonany izy, nankalaza izany tsingerin-taona izany ireo ankizy kamboty.
Rattaché à
Tahiri
/
Misongadina
Tonga teto Graneros ny 07 mars 2015 ny Soeurs du Crist, masera 4 mirahavavy no miombom-piainana ao amin´ny Communauté ny Graneros: María de los Angeles Mirella, Maria Elena, Nirina
Nahafinaritra ny famdraisana , narahina sakafom-pianakaviana zay nomanin´ny, zobavin'i Masera Maria Elena Vega
Rattaché à
Tahiri
/
Ny fanirahana anay
/
firenena
Roa herinandro aho no tao amin`ny tany chilotas (mponina ao Chiloé), izy ireo dia Chiliana ihany fa kosa manana ny fahazarany sy ny fomba amampanaony manokana amin`ny fomba maro
Rattaché à
Tahiri
/
Ny fanirahana anay
/
firenena
Kôminôten'ny Puente Alto. Ry Masera : María Elena Vega, Emma Razafindravelo ary Mirella Riquelme no ao amin'io Kôminôte io.
Nipetraka tao Puente Alto ny 1 Jolay 2011 hatramin'ny 4 Marsa 2015 izahay.
Rattaché à
Tahiri
/
Misongadina
Amin'ny fito ora maraina ny andro, injany mihirahira ao anaty saha ny voron-kely: “malakilakia, malakilakia ! ”
Efa nandalo tokoa ingahy mpanao mofo. Manentoento eran'ny lalantsara ery ny mofo vao sy kafe.
Rattaché à
Tahiri
/
Ny fanirahana anay
/
firenena
Ny fankalazana dia nanomboka tamin'ny 10 ora tamin'ny alalan'ny Sorona Masina, notarihin'ny Monsenera Emmanuel Bshu, evekan'i Buea.
Mandray mandrakizay ny mpikambana iray dia tena harem-pahasoavana lehibe ho an'ny Camerour manokana sy ho an'ny Fikambanan'ny Soeurs du Christ manontolo.
Manohy mivavaka ho an'i masera Florence isika ary misaotra an'Andrimanitra amy ny fo manontolo ho an'ny fianakaviany izay nanohana azy tamin'ny famaliana amy fomba manokana ny antson'Andriamanitra.
Rattaché à
Tahiri
/
Misongadina
ANDONAKA izay atao koa hoe AMBINANIROA dia tanana iray eo amin'ny 470 km miala ny renivohitra ANTANANARIVO. Ao anaty lemaky izay lalovan'I Zomandao no mahatonga azy tena mahavokatra tokoa
Rattaché à
Tahiri
/
Ny fanirahana anay
/
firenena
Anne Marie, tanora frantsay no mitantara ny diany voalohany eto Madagasikara, ao amin'ny Communauté iray-Soeurs du Christ.
Rattaché à
Tahiri
/
Ny fanirahana anay
/
firenena
Ny marainan'ny 3 aogositre 2013 lasa teo tokoa mantsy i masera SHAVNYUY Yvette no nananao, an-kalahana sy an-kafaliana, ny voadin'ny Fahantrana, Fahadiovana ary Fanekena, mariky ny fanokanatenany hanara-dia akaiky kokoa an'i Kristy ato amin'ny Fikambanan'ny Soeurs du Christ.
Rattaché à
Tahiri
/
Misongadina