33 ny mpandray anjara avy any : Cameroun, Chili, Madagasikara, Angleterre, Belgique, Italie, Frantsa ; tonga hifanakalo hevitra mikasika ny zava-misy any amin'ny tany niaviany sy ny asam-panirahan'ny Fikambanana.
Manoritsoritra ny sori-dàlan-kiasana ho an'ny enin-taona manaraka. Voafidy ny Lehibe Jeneraly sy ny Mpanolon-tsaina azy ho an'ny fitondrana ho avy.
Rattaché à
Tahiri
/
Misongadina
Nandritra ny taona, nasaina hifidy tao amin'ny Evanjely, izay lahateny manampy azy handalina ny toetran'i Jesoa amin'ny rehetra, indrindra ny fifaneraserana amin'ny hafa sy ny fifanampiana ny masera.
Rattaché à
Tahiri
/
Ny fanirahana anay
/
firenena
ny 17 ka hatramin'ny 19 may hariva no hanaovana izany any Epernon
Rattaché à
Tahiri
/
Misongadina
“Miaraka, Andao handeha lavidavitra kokoa”
“... dia hanao dingana vaovao amin'ny maha VATANA iray « Sœurs du Christ »
antsika isika. Ary hihaino tsy tapaka hatrany ny antso mba "hielipatrana", "hanitatra ny ambaindain’ny lasintsika" ».
Miara-miditra ankafaliana lehibe, feno hevibaovao maro, amin'ny fankalazana ny faha-50 taonantsika isika.
Rattaché à
1976 - 2026: Jobily faha 50 taona
"Mampitombo ny tsimoky ni fiombonana sy ny fanantenana efa eo amin'ny toe-piainan'ny olombelona... mitory an'i Jesoa Kristy, Lalan'ny FAMPIHAVANANA"
Rattaché à
Slider
Ny sabotsy 20 oktobra, tanora maherin'ny 75000 no namakivaky ny lalana mirefy 27 km hatreo amin'ny moron-tsirak'i Chacabuco tonga any amin'ny toeram-pivanianana Mb Tersa de Los Andes.
Rattaché à
Tahiri
/
Ny fanirahana anay
/
firenena
Ny 15 may 2012 ao amin'ny 42 Rue des Volontaires, eto Paris no hanatontosana izany.
Rattaché à
Tahiri
/
Misongadina