"ary MAMPIVONDRONA ao Aminy ny olona rehetra, nisaraka tamin'Andriamanitra sy nisaraka tamin'izy samy izy."
Rattaché à
Slider
"ary MAMPIVONDRONA ao Aminy ny olona rehetra, nisaraka tamin'Andriamanitra sy nisaraka tamin'izy samy izy."
Rattaché à
Slider
Masera Françoise Caron, Filoha jeneralin'ny Fikambanan'ny Soeurs du Christ, nametraka ny rejiônaly masera Maria Luisa
sy ireo mpanolo-tsaina 3 : Masera Rillindis, Viviane ary Béatrice.
Ahitana ny endrika maha-iraisam-pirenena ny Fikambanana ity filan-kevitra ity : Siliana 1, Malagasy 2 ary Kameronezy 1.
Rattaché à
Tahiri
/
Misongadina
Ny maseran’i Kristy ao amin'ny faritra AURA, 'Auvergne-Rhône-Alpes', dia hahatsiaro ela ny fidirana amin'ny Taon- Jobily faha-50 taonany amin'ny 27 desambra 2025!
Rattaché à
1976 - 2026: Jobily faha 50 taona
/
Europe
Ankoatra ny fankalazana ny Fiovan-tarehy an'i Jesoa Kristy Tompontsika, tamin'ny 6 Aogositra, dia nankalaza ny faha-50 taonan'ny fikambananay tao Epernon izahay.
Rattaché à
1976 - 2026: Jobily faha 50 taona
/
Europe