Malagasy

Aller au contenu. | Aller à la navigation

Outils personnels

Résultats de recherche

Il y a 314 éléments qui correspondent à vos termes de recherche.
Filtrer les résultats
Type d'élément













Éléments créés depuis



Trier par pertinence · date (le plus récent en premier) · alphabétiquement

MADAGASIKARA : Tantaran’i Synthia

KôminôteAmbatolampy – Accueil (MADAGASIKARA) - andram-pitsanganan-ko velona io ho an’ilay fiainakaviana, Tantaran’i Synthia : rehefa mivory dia afaka manao fahagagana!

Rattaché à Ny toeram-piasantsika / MADAGASIKARA / Voairaka hanompo ny fiombonana...

Mampihavana

"Mampitombo ny tsimoky ni fiombonana sy ny fanantenana efa eo amin'ny toe-piainan'ny olombelona... mitory an'i Jesoa Kristy, Lalan'ny FAMPIHAVANANA" (Fitsipi-Piainana)

Rattaché à Iza moa isika? / Ny asam-panirahantsika

Mampivondrona

"ary MAMPIVONDRONA ao Aminy ny olona rehetra, nisaraka tamin'Andriamanitra sy nisaraka tamin'izy samy izy." (Fitsipi-Piainana)

Rattaché à Iza moa isika? / Ny asam-panirahantsika

Marsa 2017 : FILAN-KEVITRA MIITATRA TANY CHILI

Fivoriana indray mandeha isan-taona ataon'ny mpitondra jeneraly miaraka amin'ny Lehim-paritra rehetra ato amin'ny Fikambanana. Fotoana ifanakalozana traikefa, handinihana miaraka ny fiainana sy ny asam-panirahan'ny Fikambanana

Rattaché à Tahiri / Misongadina

Marsa 2018 : vaovaon'ny asam-panirahanay aty ANDONAKA

ANDONAKA na ihany koa AMBINANIROA ANDONAKA dia tanàna eo amin'ny 470 km miala ny renivohitra ANTANANARIVO, ao amin'ny tany lemaka vakivakian'ny reniranon'i Zomandao izay mampalonaka azy.

Rattaché à Tahiri / Ny fanirahana anay / firenena

Masera Marie Christine : "Voairaka miaraka "...

volohany indrindra io asam-panirahana io fa tsy miara-mahazo azy indray maka ny rehetra...

Rattaché à Tahiri / Ny fanirahana anay / toy ny rantsam-batana apôstôlika iraisam-pirenena